06/09/2023
Allô allô tsika rehetra eto Vohipeno sy ny manodidina, ny Christinah Frip eto Vohipeno dia hanome robe sy t-shirts tsara ho antsika ny Zoma ho avy izao, koa entanina ny rehetra mba hitsidika sy handray anjara mavitrika.
Toerana: eo @ stationnement taloha Vohipeno.
Randriamboavonjy Jean Christian , Christinah Lorie Caylah ,