11/04/2026
🎟️ Billets VIP disponibles !
Les billets VIP sont désormais en vente 🔥
Si vous souhaitez en acheter, n’hésitez pas à nous contacter en message privé 📩
Quantités limitées, ne tardez pas !
📣Nosy Boraha Toliara RDV📣📣📣
🔔 FANAMBARANA OFISIALY & FIALANTSINY NY MPANOMANA 🔔
Noho ny antony tsy fahafahan ‘ ilay artista nokasaina handray anjara teo aloha, dia voatery nanao fanovana izahay mikasika ny artista handray anjara amin’ilay hetsika lehibe hatao ny 29 Mey 2026 ao amin’ny L’Étoile de Mer Toliara .
Miala tsiny indrindra aminareo vahoaka sy ireo rehetra efa niandry sy nanantena ny fandraisan’anjaran’ilay artista teo aloha izahay. Tsy safidy mora ho anay izany fanapahan-kevitra izany, saingy natao mba hiantohana hatrany ny kalitao sy ny fahombiazan’ny hetsika.
Manome toky anareo izahay fa mbola ho hetsika manokana, mendrika ary tsy hay hadinoina no ho atolotray amin’io alina io, miaraka amin’ny artista vaovao izay hanome fahafaham-po anareo rehetra.
Mankasitraka indrindra ny fahatakarana sy ny fanohananareo hatrany.
👉 Ny fitokisanareo no hery manosika anay hanome ny tsara indrindra.
Mankasitraka indrindra,
Ny Komitin’ny Fikarakaran’ny hetsika.