02/08/2020
Tolotra vao2 indray no omena antsika
Cire d'abeille, mety tsara ho an'ny volo, mampatevina, manalava ny volo,.....
Afangaro am menaka fampiasanao (huile coco, kinana,....) afanaina eo ambony afo, de ahosotra am volo, afaka atao bain d'huile, afak osoranao rehfa avy manasa loha ihany koa!
7000ar ny 1