17/02/2026
🇲🇬
Eny 🤍 satria mitoetra ny soratra…
Indraindray mandalo ny fotoana, fa ny teny voasoratra kosa mijanona ho fahatsiarovana mamy mandrakizay. 💌
Ity misy ohatra amin’ny lettre pour bestie natao manokana ho an’ny Saint-Valentin 🥹❤️
Hafatra feno fitiavana, fankasitrahana ary hafanana, voasoratra avy amin’ny fo.
✨ Eny, manao service lettre manokana ihany koa izahay.
Afaka soratana araka ny tantaranao sy ny fihetseham-ponao ilay hafatra, na ho an’ny bestie, na ho an’ny olon-tiana, na ho an’olona sarobidy aminao.
Ataovy fanomezana tsy hohadinoina ny teny avy ao am-ponao 🤍
📩 Manorata privé raha te hanafatra.
🇫🇷
Oui 🤍 parce que les écrits restent…
Le temps passe, mais les mots écrits restent comme de doux souvenirs pour toujours. 💌
Voici un petit retour d’une lettre pour bestie spéciale Saint-Valentin 🥹❤️
Un message rempli d’amour, de gratitude et de tendresse, écrit avec le cœur.
✨ Oui, nous proposons aussi un service de lettres personnalisées.
Chaque texte est rédigé selon votre histoire et vos émotions pour une bestie, un(e) amoureux(se) ou une personne précieuse à vos yeux.
Offrez des mots qui marquent pour toujours 🤍
📩 Écrivez-nous en privé pour commander.