Service Iraka Toliara

Service Iraka Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Service Iraka Toliara, Shopping & retail, Cité Universitaire Maninday, Toliary.

17/08/2024

Tena tsy mora ny mitady asa a, fa izao ;

1 . Rehefa mitady asa dia aza mifantoka amin'ny diplaoma. Betsaka ny asa tokony hatao fa ny ankamaroan’ny tanora tsisy asa dia noho izy tsy miasa raha tsy asa mifanaraka amin'ny fianarana nataony.

Tadidio fa eto madagascar isika.
Tsy miteny aho hoe impossible ny hahitanao asa mifanaraka amin'ny diplaomanao fa sarotra ka manaova toy ny olona tsisy diplaoma, tsy mifidy fa atao izay hita eo dia eo indray vao mitady ny tsaratsara kokoa.

2 . Aza miavona karama
Tsy voatery hahita ny karama izay tadiavinao ianao fa ataovy aloha na karama kely.

Ohatrizany ny fanombohana amin'ny fiainana.
Tsy mifidy asa fa atao aloha izay misy mba hahafahanao miantoka na ny fandanianao fotsiny aloha sady mba hianarana mitantana koa.

3 . Mampiasà compte matotra raha hampiasa ny facebook hitadiavana asa.
Efa betsaka ny mpampiasa mitady ny olona hataony mpiasa ato amin'ny facebook.

Tsisy olona hanana fahatokisana anao mihitsy anefa raha ny compte-nao tsy matotra toy ny :
Anarana gyal charmante, princesse tsy haiko ( misy ny anarana tsy hay vakina )
Feno partage zavatra tsy matotra ao anatiny
Ny sary manambara tsy fahamatorana

Ataovy matotra fa io no hahafantarana anao voalohany hoe olona ohatran'ny ahoana ianao.

SERVICES OFFERTS POUR LES ÉTUDIANTS :✅ Demander et récupérer des diplômes/ Relevé de note.✅ Légalisation des diplômes/ R...
11/09/2023

SERVICES OFFERTS POUR LES ÉTUDIANTS :

✅ Demander et récupérer des diplômes/ Relevé de note.
✅ Légalisation des diplômes/ Relevé de note.

Téléphone : 0347234026 / 0325792914

Service Iraka Toliara,
Azo antoka no sady haingam-piasa.

A votre service !

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra !
25/12/2022

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra !

01/10/2022

Salama daholo 👑
Ho fanokafana ny page dia ndao hanao kilalao kely isika ary ee 🤾‍♂️ izay 1.000.000Ar no hozaraina ho an'olona 10 be izao 🍾🎉
👉 100.000Ar izany isaky ny olona
Izao avy ary ny fitsipika ee:
✅Asio like ity post ity
✅Abonnéo ny page
✅Mentionnéo olona 5 eo @ commentaire ary partagéo en mode public itt publication ity
⛔Rehefa feno 1k followers ny pejy dia atao ny fisarihana.
🚫Ireo izay manaja ny fitsipika ihany no ho raisina anaty lalao, alefaaaa 🏃‍♂️✍️

Address

Cité Universitaire Maninday
Toliary

Telephone

+261339046378

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service Iraka Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Service Iraka Toliara:

Share