ZARYA

Directions Website

ZARYA ✨️votre vendeur d’article de qualité à petit prix spécialement pour Toliara✨️

Ensemble collier +boucles d’oreilles waouh😍Iza mbola tsy nahazo  kely mamimamy reto?😁Jp malakyPrix: 7.000ar seulement, e...
07/09/2026

Ensemble collier +boucles d’oreilles waouh😍
Iza mbola tsy nahazo kely mamimamy reto?😁
Jp malaky
Prix: 7.000ar seulement, eh ouii❗️
Dispo Toliara❗️
📞0381979764
🎀La croix
🎀cœur
🎀Verscace
🎀Madagascar

❗️Aia TOLIARA tea raha soa 5..000ar li fa misiky inoxydable ato ZARYA o 🎀Arrivage boucles d’oreilles😍 arrivage nefa mito...
05/09/2026

❗️Aia TOLIARA tea raha soa 5..000ar li fa misiky inoxydable ato ZARYA o
🎀Arrivage boucles d’oreilles😍 arrivage nefa mitovy @ prix solde🤭 ao tsy ho t**d fa tsy maro izy ato ann…
👉dispo Toliara
👉vrai inoxydable
👉luxe mahazaka cérémonie ein😋
Jp nao sisa no andrasana ary o
📞 0381979764

Ato ndraiky lah e🥰Collier tsika maro soasoa, prix tsisy koa ty any✔️10.000ar ze itanao ao dispo aby💫Ze avy aloha no topo...
25/07/2026

Ato ndraiky lah e🥰
Collier tsika maro soasoa, prix tsisy koa ty any✔️
10.000ar ze itanao ao dispo aby💫
Ze avy aloha no topony ka jp malaky nareo e❤️

Ity koa lien ahitana produit nay sasany de aza misalasala.
👉https://sites.google.com/view/zarya-catalogue/catalogue
Lieu: Toliara📌
📞: 0381979764

✨ Boîte à bijoux kely, tena pratique 💎Arovy sy alamino soa  ny bijoux-nao mba tsy hifangaro, hikikisana na ho very.✔️ Mo...
12/07/2026

✨ Boîte à bijoux kely, tena pratique 💎

Arovy sy alamino soa ny bijoux-nao mba tsy hifangaro, hikikisana na ho very.

✔️ Mora hitahirizana bague, boucle d'oreille, bracelet ary collier💫
✔️ Kely sy maivana, mora entina na aiza na aiza.
✔️ mety atao cadeau fa mamy kely koa🎀
✔️Couleur dispo: blanc🤍 et rose 🩷
✔️ Prix: 19.0000ar
📍: Toliara

Satria ny bijoux sarobidy dia mendrika hotehirizina ao anaty boîte tsara tarehy☺️

Jereo fa ato ihany koa ny lien ahitana catalogue ny produit nay
👉https://sites.google.com/view/zarya-catalogue/catalogue.

Alefaso ary ny Jp na Mp avy hatrany oh🥰
📞0381979764

Zany ary ny produit tsika oh🥰🥀Photo réel an, collier luxe tsisy koa ty any🖇💫Azo atao cadeau tsara🎀Prix: à partir 5.000ar...
06/07/2026

Zany ary ny produit tsika oh🥰
🥀Photo réel an, collier luxe tsisy koa ty any🖇💫
Azo atao cadeau tsara🎀
Prix: à partir 5.000ar, eh oui!
Henteo moa fa efa mipetaka ao kiraikiraiky prix ze mety amnao✨️
📍Lieu: Toliara

👉Jereo ato ny cathalogue de produit nay
https://sites.google.com/view/zarya-catalogue/catalogue

Io koa misy lien ahitana produit nay maromaro , io avao kitihy de efa ao iaby de anjaranao misafidy. Aza misalasala ary fa ataovo direct ny JP🤗❤️

Salama iaby🥰 Ireto ary ny LOKA ny mpandresin_tsika oh🎉Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra, dia mbola mamerina fiarah...
05/07/2026

Salama iaby🥰
Ireto ary ny LOKA ny mpandresin_tsika oh🎉
Mankasitraka ny mpandray anjara rehetra, dia mbola mamerina fiarahabana ho an’ireo mpandresy👏 Harena Tsitake Chacha Mila Charliah Flore
Abonnéo hatrany ny page ZARYA tsika fa havoaka tsy ho ela ny arrivage @ vidiny izay natao mba samy hahazoan’ny rehetra ny sahaza azy❤️

"Donner vie à votre style"

📞0381979764

🎉🎊Mankasitraka atsika rehetra izay nandray anjara tamin’ny JEUX SURPRISE 🙏👉Maro ny entana ao amin’ny ZARYA izay natao am...
04/07/2026

🎉🎊Mankasitraka atsika rehetra izay nandray anjara tamin’ny JEUX SURPRISE 🙏

👉Maro ny entana ao amin’ny ZARYA izay natao amin’ny vidiny tena mirary satria ny hanome lanja ny fianjaikanao (style) no antom-pisianay 😉
AZA misalasala micommente JP na mikaiky ny numero😎👍

Indro ary ny voka-dalaotsika :
🥇Ny 1ere dia Harena Tsitake
🥈Ny 2e dia Chacha Mila
🎉Ny 3e vokatra atsapaka dia Charliah Flore
Bravooo 👏👏👏👏👏👏

"Donner vie à votre style"

Aia Toliara❗️Photo réel io an..Io ny sombiny @ arrivage tsika🥰 fa tena mbola maro dispo ato, alefaso mp ze mety, 5.000ar...
01/07/2026

Aia Toliara❗️Photo réel io an..
Io ny sombiny @ arrivage tsika🥰 fa tena mbola maro dispo ato, alefaso mp ze mety, 5.000ar de fa misiky collier inoxydable iaby @ ZARYA ato e, misy entana hafa koa: boîte à bijoux, sns.. Eo koa jeux surprise iny mbo ao eh😊
📞 0381979764

🎉 🎁 JEUX SURPRISE ZARYA  TOLIARA 🎁Te hahazo bijoux, crédit, ary surprises hafa va iha? 😍✨Anjaranao koa zao ny mandray an...
30/06/2026

🎉 🎁 JEUX SURPRISE ZARYA TOLIARA 🎁
Te hahazo bijoux, crédit, ary surprises hafa va iha? 😍✨
Anjaranao koa zao ny mandray anjara! Tsotra kely.
📌 Fepetra: ✅ suivreo ny page ZARYA ✅ Ataovy "J'aime sy commentéo" publication toy❤️ ✅ Inviter namana 5 "hi suivre" ny page ✅ Partageo en mode Public publication toy.
👉olo 2 Ze be réactions no hahazo surprise eto ary olo 1 voasariky @ antsapaky.
🎊 Hifarana: Samedi 04 Juillet 2026. 🏆 Ny mpandresy dia hambara ato amin'ny pejy ZARYA.
📱 Page: ZARYA 📞 Numéro: 038 19 797 64
🍀 Mirary soa ho an'ny rehetra!

Aia tsika Toliara❗️Raha soa ,raha vaovao koa toy fa malaky tsy ho t**d ✨️ sombiny avao reo fa tsiditsiho ny pejy ahitana...
30/06/2026

Aia tsika Toliara❗️
Raha soa ,raha vaovao koa toy fa malaky tsy ho t**d ✨️ sombiny avao reo fa tsiditsiho ny pejy ahitanao zava kanto sy miavaka zao😍
Na lelahy na ampela samby mahazo ny anjarany, @ zay prix tena natao ho zakany iaby❤️
Enta fa dispo reo fa havoaka tsika tsy ho ela eto.
📞 0381979764

Address

Toliara

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ZARYA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share