Thina's POWERtech

Thina's POWERtech Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Thina's POWERtech, Shopping & retail, Toamasina.

🔋 Thina’s POWERtech
Vahaolana ara-herinaratra & accessoires finday azo itokisana
⚡ Protection • Charge rapide • Qualité
🚚 Livraison Toamasina & faritra
📞 032 44 313 51

⚡🔥 TSY MATAHOTRA COUPURE INTSONY! 🔥⚡Tonga ny Groupe Électrogène VISTA 2.5KVA – Moteur 4 Temps 💪✅ Matanjaka✅ Mitsitsy sol...
21/02/2026

⚡🔥 TSY MATAHOTRA COUPURE INTSONY! 🔥⚡

Tonga ny Groupe Électrogène VISTA 2.5KVA – Moteur 4 Temps 💪

✅ Matanjaka
✅ Mitsitsy solika
✅ Mora ampiasaina
✅ Mahazaka fitaovana maro

🔌 Afaka mampandeha:
📺 TV
🧊 Frigo / Congélateur
💡 Jiro maro
📱 Téléphone maro
💻 Ordinateur
🏪 Fitaovana ao amin’ny shop

💥 Safidy tsara ho an’ny:
• Trano
• Magasin
• Bureau
• Atelier

⚙️ Puissance: 2.5KVA
⛽ Moteur 4 Temps – durable & économique

📦 Stock misy izao!

📍 Disponible ao amin’ny Thina’s POWERtech /

📩 Alefaso message privé raha mila infos na commande.
Whatsapp:032 44 313 51

⚡ Aza miandry courant!Chargeo amin’ny panneau solaire portable ny findainao — na aiza na aiza.💡 Tsotra • Mahery • Vonona...
13/02/2026

⚡ Aza miandry courant!
Chargeo amin’ny panneau solaire portable ny findainao — na aiza na aiza.
💡 Tsotra • Mahery • Vonona hatrany
📩 Midira mp haingana raha mila na miantso
034 16 446 00 na Whatapp:032 44 313 51

⚡🔌 Thina’s POWERtech 🔌⚡Vahaolana feno ho an’ny herinaratra & accessoires an-tranonao ✨📺 Support TV mural (pose GRATUITE ...
02/02/2026

⚡🔌 Thina’s POWERtech 🔌⚡
Vahaolana feno ho an’ny herinaratra & accessoires an-tranonao ✨
📺 Support TV mural (pose GRATUITE 🎁)
🔋 Power bank & accessoires téléphone
🛡️ Protection électrique (prise protecteur, stabilisateur…)
🚚 Livraison bôjo Tamatave
📩 Antsoy na midira MP dieny izao
☎️ WhatsApp: 032 44 313 51
⚡ Thina’s POWERtech – Hery eo an-tananao!




26/01/2026
📺🔥 ARRIVAGE SUPPORT TV MÛRAL ! 🔥📺Ampakarina rindrina ny TV-nao, madio & milamina ✨💥 PROMOTION MIAVAKA BE🎁 Fametahana mai...
26/01/2026

📺🔥 ARRIVAGE SUPPORT TV MÛRAL ! 🔥📺
Ampakarina rindrina ny TV-nao, madio & milamina ✨
💥 PROMOTION MIAVAKA BE
🎁 Fametahana maimaim-poana (pose GRATUITE)
✅ Mafy & azo antoka
✅ Mety amin’ny TV rehetra (petit → grand écran)
✅ Mitsitsy toerana, manatsara décoration
🚚 Livraison bôjo Tamatave ville & haingana
📍 Disponibilité immédiate
📩 Antsoy na midira MP dieny izao
☎️ WhatsApp: 032 44 313 51
⚡ Thina’s POWERtech – Hery eo an-tananao!






⚡🏠 AROVY NY FITAOVANAO, AROVY NY HARENANAO!Tsy vitsy ny fitaovana simba noho ny fiakaran’ny herinaratra tampoka ⚠️❌ TV m...
09/01/2026

⚡🏠 AROVY NY FITAOVANAO, AROVY NY HARENANAO!
Tsy vitsy ny fitaovana simba noho ny fiakaran’ny herinaratra tampoka ⚠️
❌ TV may tampoka
❌ Frigo tsy mandeha intsony
❌ Rice cooker sy chargeur simba
👉 Aza miandry ho very vao miaro!
✅ PROTECTEUR DE TENSION
✅ PRISE SÉCURISÉE
✅ STABILISATEUR
✅ ONDULAIRE
🛡️ Miaro amin’ny:
✔️ Survoltage
✔️ Coupure tampoka
✔️ Reprise brutale du courant
🎯 Tena ilaina ho an’ny:
📺 TV
❄️ Frigo
🍚 Rice cooker
🖥️ Ordinateur & box internet
📦 Dispo avy hatrany
📍 Livraison bôjo sy haingana eto Tamatave
👉 Antsoy na midira MP dieny izao
⚠️ Tsara kokoa miaro mialoha toy izay manamboatra aoriana

🖥️✨ PROMOTION SUPPORT TV MURAL ✨Ataovy madio sy milamina ny efitranonao amin’ny TV mipetaka amin’ny rindrina!📌 Support T...
06/01/2026

🖥️✨ PROMOTION SUPPORT TV MURAL ✨
Ataovy madio sy milamina ny efitranonao amin’ny TV mipetaka amin’ny rindrina!
📌 Support TV Mural
🎁 Fametahana GRATUIT
📦 Livraison bôjo
✅ Mety amin’ny TV habe sy marika rehetra
✅ Fametahana matihanina, azo antoka
✅ Mitsitsy toerana & mahafinaritra jerena
💰 Vidiny manomboka amin’ny 20 000Ar
📍 Eto Tamatave
⚠️ Stock limité
👉 Antsoy na midira MP dieny izao fa tolotra mandritra ny fotoana voafetra!

🎉✨ PROMOTION VOALOHAN’NY TAONA 2026 ✨🎉Atombohy tsara ny taona, aza avela ho lany batterie ny findainao!🔋 POWER BANK DISP...
05/01/2026

🎉✨ PROMOTION VOALOHAN’NY TAONA 2026 ✨🎉
Atombohy tsara ny taona, aza avela ho lany batterie ny findainao!
🔋 POWER BANK DISPO IZAO
✅ 30 000mAh – Mahery sy maharitra
✅ 40 000mAh – Vao mainka mahavita lavitra
💪 Mantanjaka • Maharitra • Azo itokisana
📱 Mameno finday imbetsaka, mety amin’ny andavanandro sy ny dia lavitra
💰 Prix PROMO manomboka amin’ny 40 000Ar
📦 Livraison bôjo eto Tamatave
⚠️ Stock limité – Efa tonga indray!
👉 Antsoy na midira MP dieny izao, ataovy vonona ny findainao amin’ity taona vaovao ity!
🎉🔋

04/01/2026

🎄✨ PROMOTION NOËL 🎁Tapitra tsy ho ela🪄
🔋 POWER BANK 30 000mAh – Fanomezana tonga lafatra amin’izao fety izao!
💪 Mantanjaka • Maharitra • Azo itokisana
📱 Tsy matahotra batterie lany intsony rehefa mandeha fety 🎉
💰 Prix spécial Noël: 40 000Ar (au lieu de 47 000Ar)
📦 Livraison bôjo eto Tamatave
⚠️ Stock limité – Efa tonga indray!
🎅 Aza tara, mankanesa MP na antsoy dieny izao!
🎄✨

07/11/2025

Thina’s POWERtech”
🔌 Accessoires – Électroniques - Support TV - Livraison à Tamatave
📲 WhatsApp : 032 44 313 51
🚚 Livraison gratuite en ville | Entana misy Garantie
💥 Qualité & fiarovana ary fahafagam-po ho an'ny mpanjifa no laharam-pahamehana

⚠️❗ Tandremo! Raha mividy Power Bank ianao, ataovy avy amin’ny Thina’s POWERtech – 💎 tena tsara be ny kalitao, 💪 matanja...
15/08/2025

⚠️❗ Tandremo! Raha mividy Power Bank ianao, ataovy avy amin’ny Thina’s POWERtech – 💎 tena tsara be ny kalitao, 💪 matanjaka, ary ⏳ maharitra!

🔋 30 000mAh – 40 000Ar
🔋 40 000mAh – 50 000Ar

💡 Mety amin’ny 📱 smartphone, 💻 tablette, sy fitaovana hafa rehetra.
🚀⚡ Tsy hisy intsony ny batterie tsy ampy!

🔥 Aza miandry ho lany ny stock!
📩✉️ Mandefasa hafatra izao mba hahazoanao ny anao ANDROANY ary ho voaaro amin’ny tsy fahampian-jiro!

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thina's POWERtech posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share