Mme Fleurs

Mme Fleurs Un petit Éden à petit prix 🌿❤️

Ianareo Tia voninkazo 🪴 ( Plante Intérieure - Plante Extérieure ) Avia manararotra mividy Voninkazo 🩸Toamasina mandefa a...
16/08/2026

Ianareo Tia voninkazo 🪴
( Plante Intérieure - Plante Extérieure )

Avia manararotra mividy Voninkazo

🩸Toamasina mandefa amin’ny faritra

☎️ 034 40 317 24

🪴 Felatanantsifoana vavy 🪴 Tangorombola 🎋 Lucky Bamboo 🪴 Arbre de Jade 🌳🌳🌳🌳 Ianao ihany dia afaka mamboly sy mikolokolo ...
01/08/2026

🪴 Felatanantsifoana vavy

🪴 Tangorombola

🎋 Lucky Bamboo

🪴 Arbre de Jade

🌳🌳🌳🌳 Ianao ihany dia afaka mamboly sy mikolokolo sy ary ho anao

Samy manana ny vidiny dia ireo ihany no disponible fa aza tara

🩸🩸 Avy aty Toamasina mandefa amin’ny faritra

☎️ 034 40 317 24

Natokana ho anareo mila zavamaniry tsara tarehy sy mora karakaraina ireto 🪴 🎋🎋 Lucky Bamboo – Manamarika ny vintana, fah...
26/07/2026

Natokana ho anareo mila zavamaniry tsara tarehy sy mora karakaraina ireto 🪴

🎋🎋 Lucky Bamboo – Manamarika ny vintana, fahasambarana, fanambinana ary filaminan-tsaina .

🌳 🌳 Arbre de Jade – Zavamaniry mariky ny harena, fahombiazana ary fitomboana.
Azo atao fanafody ihany koa

🪴🪴Tangorombola - Araka ny anarany rahateo

🌱 Mety tsara ho an’ny trano, birao, ary mendrika indrindra atao ho fanomezana.

📩 Aza misalasala ary fa mifandraisa mivantana aminay

☎️ 034 40 317 24

Ataovy maitso sy feno aina ny tontolonao 💚

🌿🌸 ACTIVITÉS DE VACANCES 🌸🌿Fantatrao ve fa tena ilaina ny manao zavatra mampiala voly sy mahafinaritra  ary mampiala vol...
08/07/2026

🌿🌸 ACTIVITÉS DE VACANCES 🌸🌿

Fantatrao ve fa tena ilaina ny manao zavatra mampiala voly sy mahafinaritra ary mampiala voly mandritra ny Vacances ?

🎉 Fa ity indray mitoraka ity mbola sady miampy hoe mahasoa ihany koa

🌈🌈 Ndao mianatra sy miala voly miaraka aminay!

🌱 Plantation

* Fampianarana momba ny fambolena
* Fikarakarana zavamaniry
* Fampivelarana ny fitiavana ny tontolo iainana

💐 Confection Bouquet de Fleurs

* Fianarana manamboatra bouquets
* Fampivelarana ny fahaiza-mamorona
* Asa tanana mahafinaritra sy azo ampiasaina

👧🧒 Ho an’ny ankizy sy ny tanora.

📞 Fisoratana anarana:
034 40 317 24

✨ Mianara • Mamorona • Mifaly • Mampivelatra ny talenta

‼️‼️ Aza tara ‼️‼️

🌸 MOUSSE FLORALE 🌸Mitady mousse florale  ve ianao?🌼 Natao ho ampiasaina amin’ny:* Bouquet de fleurs* Décoration mariage*...
06/07/2026

🌸 MOUSSE FLORALE 🌸

Mitady mousse florale ve ianao?

🌼 Natao ho ampiasaina amin’ny:

* Bouquet de fleurs
* Décoration mariage
* Composition Florale

* Voninkazo any am-piangonana
* Izay mpanao atelier mahakasika ny Voninkazo

* Ny mpikarakara Événement rehetra

✅ Mora ampiasaina
✅ Mitazona rano tsara
✅ Manampy ny voninkazo hijanona ho vaovao foana sy maharitra ela kokoa

📦 Disponible de suite‼️

📣📣 Aza tara fa voafetra ny Stock.

🩸 Toamasina mandefa amin’ny Faritra

☎️ 034 40 317 24

🟢⚪️🔴. NAHATRATRA SOA NY ASARAMANITRA AVOKOA ISIKA MPANKAFY SY MPANJIFA TSARA SITRAPO TOMPOKO 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
26/06/2026

🟢⚪️🔴. NAHATRATRA SOA NY ASARAMANITRA AVOKOA ISIKA MPANKAFY SY MPANJIFA TSARA SITRAPO TOMPOKO

🇲🇬🇲🇬🇲🇬

Arbre de Jade 🪴 ✅ Manome endrika ny trano sy birao✅ Mora karakaraina ary tsy mila rano matetika✅ Mitondra fahasalamana 🌱...
22/06/2026

Arbre de Jade 🪴

✅ Manome endrika ny trano sy birao

✅ Mora karakaraina ary tsy mila rano matetika

✅ Mitondra fahasalamana

🌱 Betsaka koa no mihevitra azy ho mariky ny fanambinana sy ny fahombiazana, ka matetika apetraka eny amin’ny toeram-piasana na fandraharahana.

☎️ 034 40 317 24

‼️‼️ SOLDE BE INDRAY ‼️‼️ETO TOAMASINA❌❌❌ 20 000ar fotsiny daholo ireto 🔥🔥 Efa tena lehibe  🪴 Hasina Mena 🪴 Crotons 🪴 Mo...
10/06/2026

‼️‼️ SOLDE BE INDRAY ‼️‼️ETO TOAMASINA

❌❌❌ 20 000ar fotsiny daholo ireto

🔥🔥 Efa tena lehibe

🪴 Hasina Mena
🪴 Crotons
🪴 Monstera
🪴 Aglaonema
🪴 Lys de Paix
🪴 Calathea ornata
🪴 Palmier Multpliant
🪴 Scheffleura
🪴 Frangipanier
🪴 Calathea Picturata
🪴 Plante d’araignée
🪴 Chlorophytum
🪴 Chlorophytum Variegata
🪴 Dieffen
🪴 Milliardaire
🪴 Lucky Bamboo
🪴 Ficus Elastica
🪴 Aloe Vera
🪴 Sanseveria

☎️ 034 40 317 24

🪴 🪴 VAROBOBA BE IRETO OOO📆 MANKALAZA NY ANDRO IRAISAMPIRENENA HO AN’NY TONTOLO IAINANA IHANY KOA ISIKA ❌❌ 3 000ar - 5 00...
04/06/2026

🪴 🪴 VAROBOBA BE IRETO OOO

📆 MANKALAZA NY ANDRO IRAISAMPIRENENA HO AN’NY TONTOLO IAINANA IHANY KOA ISIKA

❌❌ 3 000ar - 5 000ar - 8 000ar -
10 000ar ❌❌

‼️‼️ Tout doit disparaître ‼️‼️

🩸 Toamasina

Address

Toamasina

Telephone

+261344031724

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mme Fleurs posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mme Fleurs:

Shortcuts

Share

Category