15/07/2026
🔥 Tonga ilay ady lehibe andrasan'ny rehetra!
🇬🇧 Angleterre 🆚 Argentine 🇦🇷
Iza no ho tafita hiatrika ny famaranana? 👀
Aza adino ny miatsena ny snacks sy boissons ato amin'ny Maxi Bazar mba hankafizana ny match miaraka amin'ny tapaka sy namana.
💬 Ary ianao, iza no tohananao?
🇬🇧 Angleterre sa 🇦🇷 Argentine?