26/07/2024
đVolo maina be,
đ€ŠTsy mety mandray menaka
đ€đ€Iza koa isika no manana io olana io?
âAza vakina hatraminâny farany ary raha toa ka tsy te hahita vokatra tsara ianao aminâny volonaoâ
âïžVoalohany aloha an, ho maina be eny foana ny volonao raha ohatra ka tsy karakarainao:
Fantarao ve fa ny «forte chaleur/un grand froid», «non rĂ©ussite de soin hydratant», «manque de traitement en profondeur», «accumulation des produits» indrindra ilay misy sulfate, «des pointes endomagĂ©s», ary "overdose produit na menaka"? ireo dia anisanâny antony mahatonga ny volo ho maina lava.
âïžFaharoa, tsy hoe mikarakara volo na mampiasa vokatra hydratant in-1 mandeha na in-2 dia efa te hahita vokatra eo no ho eo. Mila mazoto mikarakara volo ianao ary mila maharitra koa fa ny hazo ange tsy hoe hitrondrahana rano in-1 mandeha dia efa lehibe sy hamokatra sahady e.
đ€ Dia izao ary:
1-Volo maina? tsy menaka tompoko ny vahaolana aminâizany. Raha mangetaheta ve ianao dia tavin-kena no sotroina?
2-Volo maina ve dia huile coco no hivontosanao ny volonao? Betsaka loatra ny acide laurique ao anatinâny huile coco hany ka lasa overdose, koa aza gaga ary raha lasa mifintina kely, sy lasa gras ny volo avy eo, rehefa matory moa dia mamela tache aminâny ondana mihitsy ilay izy.
3-Ndao ary atao hoe efa mikarakara volo indray ianao, efa tsara be izany. Fa izao, ianao io ve mba miaro ny volonao aminâny:
- produit chimique toy shampoing mbola misy sulfate?
- coloration chimique?
-fanaovana volo fer brushing , lissage sns ?
- tsy fahaizana miaro volo aminâny alina ?
â
Mila omenao hydratation tompoko ny volonao,afaka hampinao humectant naturel ihany koa.
HO hitanao fa ho « mora mandray » ilay menaka tinao atao aminy izy , ary hangirana izy rehefa voakarakara tsara.
â
Zava dehibe ihany koa ilay « retour au naturel»
â„ïžFa izao e, misy ity vokatra iray ity ato aminay an:
efa hita ao daholo ny hydratant,humectant, misy menaka (huile de ricin) fa efa voalanjalanja avokoa ireo fangaro ireo, ary naturel daholo.
Raha mahafaly sy nahasoa anao aloha dia zarao ity ho anâi namana fa mety ilainy ihany koa
Raha liana aminâilay vokatra indray, vonona ny handray anao sur MP izahay.