Shopping by Anitha

Shopping by Anitha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shopping by Anitha, Ivandry, Toamasina.

Abonnez-vous ❌
Tongasoa eto amin' ny pejy shopping by Anitha 🍫🦋
Faly mandray anareo izahay 🙏 😍
Miova2 ny article dispo ato aminay an
Boutique en ligne ( sur livraison uniquement ny entana ato aminay)✈️🛵

Bonsoir daholo😍Misaotra anareo rehetra nandray anjara ❤️🏆 Harena an'i NenyArahabaina indrindra ianao! 🎁Mba midira mp aza...
27/05/2026

Bonsoir daholo😍
Misaotra anareo rehetra nandray anjara ❤️
🏆 Harena an'i Neny
Arahabaina indrindra ianao! 🎁
Mba midira mp azafady handraisana ny fanomezanao.
Aza kivy fa mbola hisy surprise sy jeu hafa indray ato ho ato 😉
👉 Araho hatrany ny page ary aza adino ny manasa namana.

❤️❤️Iza no efa miandry??Ho anareo nanaraka sy nandray anjara t@ ilay jeu cadeau hoan' i Neny 🎁Rahampitso no ho avokanay ...
26/05/2026

❤️❤️Iza no efa miandry??
Ho anareo nanaraka sy nandray anjara t@ ilay jeu cadeau hoan' i Neny 🎁
Rahampitso no ho avokanay izay tsara vintana 🤍🤍
“🎁 Promo, jeu, arrivage vaovao, live surprise… ato daholo 😍
Aza miandry lazain’olona intsony 😉
👉 Abonneo ny page mba ho voalohany mahita nouveauté ❤️”
Dia inviteo ny namana😍😍😍

19/05/2026

Budget planner marbré ❣️❣️
Iza no mbola tsy nahazo?
Ho ataontsika prix mora be ity ho anareo mbola tsy nahazo,misy ilay couleur uni ihany koa 😍
Afaka atao cadeau hoan' i Neny ❤️
Izay mahamarina ny vidiny mahazo crédit 💌

Sac Vanity ✨👜min min sy ysl😍✔️ Chic✔️ Léger✔️ Mora entina partout✔️ Mety @ sortie, soirée na look quotidien ✨💥 5 couleur...
19/05/2026

Sac Vanity ✨👜
min min sy ysl😍
✔️ Chic
✔️ Léger
✔️ Mora entina partout
✔️ Mety @ sortie, soirée na look quotidien ✨
💥 5 couleurs dispo
⚠️ Stock limité e!
Commande en message privé 📩

Bonjour daholo😍❤️Izy 4 ireto ary aloha no mahazo crédit 📩Ho asintsika lalao hoan' ny super fan sy izay tena mazoto manao...
19/05/2026

Bonjour daholo😍❤️
Izy 4 ireto ary aloha no mahazo crédit 📩
Ho asintsika lalao hoan' ny super fan sy izay tena mazoto manao partage indray fa aza miala lavitra❣️❣️
Aza adino manao partage sy mi invité ny namana 🫶

Ensemble Jupe 😍Tissu: voile❤️❤️ Avec doublure Taille standard Mandefa @ faritra rehetra Mp pour commander 📩
18/05/2026

Ensemble Jupe 😍
Tissu: voile❤️❤️
Avec doublure
Taille standard
Mandefa @ faritra rehetra
Mp pour commander 📩

✨😍 Simple nefa tena classe ! 😍🤎🤍 Couleur dispo : Noir – Blanc – Marron – Beige✅ Confortable✅ Tissu en maille ✅ Look clas...
18/05/2026

✨😍 Simple nefa tena classe ! 😍
🤎🤍 Couleur dispo : Noir – Blanc – Marron – Beige
✅ Confortable
✅ Tissu en maille
✅ Look classe sady tendance
⚠️ Stock voafetra — aza miandry ho lany vao manontany 😍
📩 Inbox avy hatrany raha hanao commande ❤️
Mandefa @ faritra rehetra 🚲

Tena marina ve sa tsia? 😏Rehefa manana tenue de  sport tsara dia vao maika mazoto hikotrana 😍💪Ny tenue efa vonona… ianao...
18/05/2026

Tena marina ve sa tsia? 😏
Rehefa manana tenue de sport tsara dia vao maika mazoto hikotrana 😍💪
Ny tenue efa vonona… ianao sisa no andrasana! 🏃‍♀️🔥
Sa mbola hiandry @ lundi dia @ heritaona indray vao hanomboka😅

17/05/2026

Rahampitso alefako eto ilay olona 3 mahazo crédit 😍

Address

Ivandry
Toamasina

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by Anitha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share