Tama-Book

Tama-Book 🙏Success is a decision📚📙

Mba fantatrao vee?Fianarana ratovintsika any antsekoly io dia voafetra ihany, ary ny akamaroany dia mimpiofana antsika h...
03/12/2024

Mba fantatrao vee?

Fianarana ratovintsika any antsekoly io dia voafetra ihany, ary ny akamaroany dia mimpiofana antsika ho lasa mpiasa avokoa.

Hitantsika fa ny akamaroan'ny mpampiasa antsika na ny Patron tsika, dia nahomby tamin'ny alalan'ny fampianarana ny tenany.

Mpandraharaha maro no manamarina izany eto amintsika eny fa na ny avy any ivelany moa dia tsy lazaina intsony.

Tsy midika izany fa tsy nandalo tany antsekoly ry zareo, na hoe tsy nilaina ny fahalalana tany fa anisany ny nampisy fahombiazana teo amin'izy ireo ny fahaizana mampianatena tamin'ny alalan'ny fianarana avy amin'ny fiainana andavan'andro, ny famonjena formations maro isankarazany indrindra moa ny fangalana ireo lesona avy amin'ny bokin'ny fahombiazana maro an'ireo olona mahomby teo aloha..

Te ho mpiasa ve ianao sa te ho mpampiasa ?

Mahaiza mampianatena, manaova formation fa indrindra mamakia boky maro..

Ampianaro ny tenanao ho mpampiasa.

Success with Tama-boky 📖

Mba fantatrao moa fa :-Raha tsy lavo ianao,    Tsy nandray lesona ?-Raha tsy lavo ianao,    Tsy nahazo traikefa ?-Raha t...
19/11/2024

Mba fantatrao moa fa :

-Raha tsy lavo ianao,
Tsy nandray lesona ?

-Raha tsy lavo ianao,
Tsy nahazo traikefa ?

-Raha tsy lavo ianao,
Tsy manana hevitra hafa hisoroana ny tranga tahaka iny any aorina?

-Raha tsy lavo ianao,
Tsy nahazo fahendrena hananarana ireo hoavy ao aoriana?

Raha tsy lavo ianao, tsy hahay hamindra velively;
Raha tsy mahay mamindra ianao, tsy hitombo velively;
Raha tsy mitombo ianao, tsy hahomby velively.

"Soa lavo hahay hamindra" hoy ny fitenenana izay.

Success with Tama-boky 📖

"Success is a decision"Eh, "Fanampahan-kevitra ny fahombiazana"..... Tampaho ny hevitrao ary mahombiaza... Vitanao io.. ...
18/11/2024

"Success is a decision"

Eh, "Fanampahan-kevitra ny fahombiazana".....

Tampaho ny hevitrao ary mahombiaza...

Vitanao io.. Mentionner o ny namanao hiaraka hahomby aminao.

Success with Tama-boky 📖

Salama daholo e 👋Hisantarantsika azy aloha ity Publication Zara hay mahasoa ity.🤷mety hoe tsy misy hidirany am Tama boky...
27/08/2023

Salama daholo e 👋
Hisantarantsika azy aloha ity Publication Zara hay mahasoa ity.

🤷mety hoe tsy misy hidirany am Tama boky kanefa azo lazaintsika hoe tanjona izay ho tratrarintsika satria ny boky maro ho zaraina eto dia azo lazaintsika fa lalana mandeha any amin'ireo tanjona ireo.

Ity dia anisan'ny tanjona lehibe iray 😋😍

➡️Asa any ivelany sy fifindra-monina: io no be mpanontany ahy indrindra.**

Zaraiko aminareo eto ny rohy misy ny fanazavana ofisialy momba ny fifindra-monina hiasa na hianatra any Canada. Jereo ity tranon-kalan'ny Governemanta Kanadiana ity: https://www.canada.ca/fr/immigration-refugies-citoyennete/services/immigrer-canada.html

Fidio izay mifanaraka amin'ny ilainao. Araho ny toro-marika ao.

Toro-hevitro: aza maika handoa vola @ izay milaza fa afaka mahita asa na hanome visa anao. Diniho tsara. Aleo manontany olona maromaro aloha, anisan'izany ny Consulat na ny Masoivoho Kanadiana. Maro be mantsy ny mpisoloky. Efa be ny voa tamin'io.

Fanamarihana: mampahafantatra no anjarako. Tsy miandraikitra na inona na inona amin'io aho ary tsy tompon'andraikitra amin'izay voasoratra ao. Fakafakao sy diniho tsara ny zavatra tiana hatao sy ny fanapahan-kevitra tiana ho raisina noho izany.

15/05/2023

Miarahaba antsika jiaby 👋👋😊😘.

Ity ny page zay hifampizako aminareo ny boky📘📙📚📚 maro samy hafa(fianarana,sns..) zay mety hanampy antsika amin'ny fiainana.

Misy gratuit 🙌izy ireo ary misy ihany koa ny amidy💶💵 amin'ny sarany mora. 😉😊😋
Ndao hianatra am'zay !!!

Address

Tamatave
Toamasina

Telephone

+261340624658

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tama-Book posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category