Librairie ELIMA FMMB -501-

Librairie ELIMA FMMB -501- Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Librairie ELIMA FMMB -501-, Book shop, Tanambao 1, Rue Boulevard de l'OUA, près de Hopitaly kely, Toamasina.

📚Ho antsika izay mikasa hitsidika ny fivarotam-boky Elima dia toy izao ny ora fisokafanay.👉 Alatsinainy hatramin'ny Zoma...
05/01/2026

📚Ho antsika izay mikasa hitsidika ny fivarotam-boky Elima dia toy izao ny ora fisokafanay.

👉 Alatsinainy hatramin'ny Zoma: 08:00 - 12:00 / 14:30-17:00
👉 Sabotsy: 08:30-12:00

Miandry anareo izahay e.

Mirary herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra.

📍 Librairie Elima FMMB Toamasina (Akaikin'ny Hotel Baobab Hopitaly kely, ampitan'ny Majorshop vaovao)

Ho feno ny fahasoavany hatrany anie ity taona 2026 ity. Mirary soa antsika rehetra
02/01/2026

Ho feno ny fahasoavany hatrany anie ity taona 2026 ity. Mirary soa antsika rehetra

🎄 Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity Noely 2025 ity, ny fiadanan' Izy Tompo anie no ho amintsika rehetra 🎊Misy ire...
25/12/2025

🎄 Miarahaba antsika rehetra nahatratra ity Noely 2025 ity, ny fiadanan' Izy Tompo anie no ho amintsika rehetra 🎊

Misy ireto baiboly kely natao ho an'ny ankizy ireto koa ato aminay. Misy teny Malagasy, teny Frantsay ary teny Anglisy💯

Miandry anareo izahay📩

✨Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.✨ Salamo 119:105Ireto avy ny karazana baiboly azontsika jifaina ...
11/12/2025

✨Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao.✨ Salamo 119:105

Ireto avy ny karazana baiboly azontsika jifaina ato amin'ny Librairie Elima FMMB Toamasina. Mety atao fanomezana 🎁 tsara amin'izao ankatoky ny fety izao.

Eo ambany ny sary tsirairay ny mombamomba azy.⬇️

📍 Toerana: Librairie Elima FMMB (akaikin'ny Hotel Baobab Hopitaly kely)
📩 Miandry anareo izahay

✨🌱Ces livres constituent une excellente ressource pour une étude personnelle ou en groupe🤗
03/03/2025

✨🌱Ces livres constituent une excellente ressource pour une étude personnelle ou en groupe🤗

Fiadanana!🪔"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao" SAL. 119: 105💭Ahoana ny ataoko hamakiako Baiboly isa...
27/12/2024

Fiadanana!

🪔"Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao" SAL. 119: 105

💭Ahoana ny ataoko hamakiako Baiboly isanandro?

🤗Sahaza ho an'ny sokajin-taona rehetra ireo boky sy karatra, izay tari-dalana amin'ny famakiana sy fandinihina Tenin'Andriamanitra ISAN'ANDRO mandritry ny taona 2025💌🤍💙💜❤️:

🌾karatra FANILO ho an'ny ankizy
🌾LECTEUR CADET pour les adolescents
🌾RDV pour les jeunes
🌾le LECTEUR de la BIBLE sy ny boky MANA ISAN'ANDRO ho an'ny sokajy lehibe

📌📌Azonao jifaina ato amin'ny fivarotam-boky sahady ireo vokatra ireo

👋👋Miarahaba ooo,Efa azo jifaina ato amintsika ny KARATRA MANA ISAN'ANDRO 2025vidiny: 500 ar
05/12/2024

👋👋Miarahaba ooo,

Efa azo jifaina ato amintsika ny
KARATRA MANA ISAN'ANDRO 2025

vidiny: 500 ar

Salama daholo🙂📖OHA.20: 18'' Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana. Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady...
19/11/2024

Salama daholo🙂

📖OHA.20: 18
'' Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana. Ary ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady.''

💦FAIRE MOINS. MIEUX.''💦

💌 Manampy antsika hahay handamina ny fotoana ho tsara sy hahomby kokoa hatrany ity boky tari-dalana ity

Ary ny tanjona dia ny hahatonga antsika hiasa mendrika ho voninahitry ny Tompontsika♥️

Finaritra🙂Fitaovana mahafinaritra kely✨💌 ahafahanao mijery ny toko sy andinin-tsoratra masina ao anaty Baiboly📖👉TONDRO 👌...
05/11/2024

Finaritra🙂

Fitaovana mahafinaritra kely✨💌 ahafahanao mijery ny toko sy andinin-tsoratra masina ao anaty Baiboly📖
👉TONDRO

👌ka arakaraka ny loha-hevitra safidiana no hamoahany ny andinin-tsoratra masina mifanaraka amin'izany

1,2,3,4,5,6

Akory aby🙂!📢Ho antsika eto Toamasina👏manomboko niany ilay promotion ei🥰Ho fanamarihana manokana ny ''Herinandro fampahaf...
04/11/2024

Akory aby🙂!

📢Ho antsika eto Toamasina

👏manomboko niany ilay promotion ei

🥰Ho fanamarihana manokana ny ''Herinandro fampahafantarana ny 'NY MIARA-MAMAKY NY BAIBOLY Hitanao ato mandritry ny 6 andro ireto fihenam-bidy manokana ireto:

🎁 boky ara-baiboly isan-karazany📙📘📗
🎁 Baiboly📖
🎁 fitaovana samihafa izay mampitombo ny fifandraisanao amin' Andriamanitra😇🔥🔥🙏🙏

👉eo akaikin'ny baobab hopitaly kely

02/11/2024

Address

Tanambao 1, Rue Boulevard De L'OUA, Près De Hopitaly Kely
Toamasina

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Librairie ELIMA FMMB -501- posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category