Tamatave Shop

Tamatave Shop Vente en ligne et livraison de produits sur Tamatave,

Mandray commande légume iany koa ato aminay alefa mialoha ny commande zany oe 2j farafahakeliny andefasanao azy Afaka ma...
22/03/2022

Mandray commande légume iany koa ato aminay alefa mialoha ny commande zany oe 2j farafahakeliny andefasanao azy
Afaka manao livraison
Afaka miantso ny
0342494020
0331407525
0320454684
Mankasitraka tompoko

14/03/2022

Mitohy ny famokarana FROMAGE avy any Betafo Antsirabe, ary efa misy koa ny beurre gasy avy amina namana any ifotony de.
GOUDA : 26.000ar le kilo
MOZZARELLA : 26.000ar le kilo
Fromage pm : 2400ar, 2600ar, 2800ar (pièce rondelle)
Beurre doux, beurre gasy : 3.000ar la boîte de 200g.
Mp ou au 0342494020/ 03314 07525
Livraison possible. 😋🙂👍

14/03/2022

Ho antsika eto Tamatave afaka mametraka commande am fromage s'y mozarrella sika
Isakin'ny Zoma sy Asabotsy livraison
Na koa afaka raisina eto Ampasimazava ampitan''y hôtel La Créole
Vidiny 26000ar ny kg
Raha Liana ianao Dia antsoy ny
0342494020
0320454684
0331407525
Mankasitraka indrindra ooo

07/01/2022

VAOVAO Be 😊
Varotra légumes voadio, voafantina tsara ary malefaka tsara. Afaka manao livraison koa ary misokatra isan'andro, manaja ny kalitao sy ny mpanjifa.
Légumes frais, bien triés et de bonne qualité. Chers clients , nous livrons aussi et surtout disponible pour satisfaire vos commandes.
Aubergine, tomates, oignons, carottes, pomme de terre, poirreaux, .... Oeufs etc (besoins au quotidien pour remplir vos frigos , faire vos courses et surtout vous satisfaire dans vos besoins 😊)

Adresse : Tamatave près Créole Hotel Bazar be.
Contact :
03204 54684
0342494020

05/06/2021

Salama ee😋
Aza misalasala raha misy commande SAMBOS ianao na fivoriana na atao goûté koa aza fa vonona izahay haanole fahafaham-po anao.
SAMBOS SPECIAL (Viande na poisson na fromage) arakarak'ilay tinao io.
Afaka manao commande avy hatrany amin'ny alalan'ny tél : 0342494020na 0331407525
À partir de 300 ariary, rien que du bon goût 😋

Address

Toamasina

Telephone

+261340335488

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tamatave Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share