22/12/2024
🎁Félicitations Juliano Grand🎉
Izy no nahazo ny loka 🎄
Merci les Sweetie 🥰 , mankasitraka anareo rehetra izay nandray anjara ! Aza miala lavitra fa ho avy ny lalao manaraka😘
Rapitso misy ARRIVAGE MANITRA BE 🛍, Manasa anao hanaraka ny page Sdi BoutiK na Sweety Shop fa izahay dia hiezaka foana hanome ny tsara ho anareo mpanjifa maminay ❣️
Bisous bisous mamy be daholo ary mirary fety sambatra sahady 🎄🎉
🎅🏼