Mr Mi Shop

Mr Mi Shop Réparation Téléphone Toutes Marques

17/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fanantenana Tsiory, Rah Edz

RAIKITA NY PROMOTION DE NOËLLE ATO @ BOUTIQUE MR MI SHOP 🥰.MANOMBOKA @ 70.000Ar NY MANOLO ÉCRAN TÉLÉPHONE ATO @ TSIKA.AR...
16/12/2025

RAIKITA NY PROMOTION DE NOËLLE ATO @ BOUTIQUE MR MI SHOP 🥰.
MANOMBOKA @ 70.000Ar NY MANOLO ÉCRAN TÉLÉPHONE ATO @ TSIKA.
ARY RA MIHOATRA 2 ILAY TÉLÉPHONE NAO HO SOLONA ÉCRAN DIA OMENA CACHE ÉCRAN MAIMAIMPOANA IANAO.

MITONGAVA ARY EE.
MR MI SHOP 0341149952

REDMI K30 ULTRA BOOTLOOP FIX 🧐REBALL CPU AND RAM 👍💯 JOB DONE 💯🥰🥰 MR MI 0341149952
09/12/2025

REDMI K30 ULTRA
BOOTLOOP FIX 🧐
REBALL CPU AND RAM 👍💯
JOB DONE 💯🥰🥰
MR MI 0341149952

REDMI 13CDEAD FIX REBALL CPU 🧐GOOD JOB 💯👍🥰🥰MR MI 0341149952
09/12/2025

REDMI 13C
DEAD FIX
REBALL CPU 🧐
GOOD JOB 💯👍🥰🥰
MR MI 0341149952

REDMI NOTE 8 PRO DEAD FIXREBALL CPU END UFS 👍JOB DONE 💯🥰 MR MI 0341149952
09/12/2025

REDMI NOTE 8 PRO
DEAD FIX
REBALL CPU END UFS 👍
JOB DONE 💯🥰
MR MI 0341149952

Ny Boutique Mr Mi Shop izay tao Ankirihiry dia Nifindra eo Tanabao5 Ampitany Banque BFV na ny Banque DRED Tanabao5.ny la...
20/11/2025

Ny Boutique Mr Mi Shop izay tao Ankirihiry dia Nifindra eo Tanabao5 Ampitany Banque BFV na ny Banque DRED Tanabao5.
ny laharana tsy miova.
0341149952

Mr Mi shop 0341149952
20/11/2025

Mr Mi shop
0341149952

MR MI SHOP 0341149952
20/11/2025

MR MI SHOP
0341149952

BOUTIQUE MR MI SHOP APITANY BANQUE BFV TANABAO5.TONGA NY ARRIVAGE.CASQUE.MISY NY KARAZANY SAMY HAFA.0341149952
20/11/2025

BOUTIQUE MR MI SHOP
APITANY BANQUE BFV TANABAO5.
TONGA NY ARRIVAGE.
CASQUE.
MISY NY KARAZANY SAMY HAFA.
0341149952

REDMI K30 5GDEAD FIXCPU REBALL🧐JOB DONE 👍MR MI SHOP 0341149952
17/11/2025

REDMI K30 5G
DEAD FIX
CPU REBALL🧐
JOB DONE 👍
MR MI SHOP 0341149952

Ry mpanjifa hajaina,Na teo aza ny fahavoazana nahazo anay noho ny fandrobana nitranga, dia mbola mijoro sy mahery foana ...
27/09/2025

Ry mpanjifa hajaina,

Na teo aza ny fahavoazana nahazo anay noho ny fandrobana nitranga, dia mbola mijoro sy mahery foana izahay. Mbola vonona hatrany izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo, aorian’ny fandaminana sy fanarenana.

Ny zavatra norobain’izy ireo dia tsy hahasoa azy, fa izahay kosa mbola manana ny hery, ny finiavana ary ny finoana hiara-mandroso aminareo.

> “Tsy matahotra aho, satria Ianao amiko; tsy mivadi-po aho, satria Andriamanitra Ianao; mampahery ahy Ianao, eny, manampy ahy Ianao; mampiorina ahy amin’ny tanana ankavanan’ny fahamarinanao Ianao.”
— Isaia 41:10

26/09/2025

Malahelo mafy ny tenako fa tsy misy ny azoko atao. 😭😭😢, Rava sy potika tanteraka Ny tato Mr Mi shop Ankirihiry. 😭😭. Nalain'izy reo izay azony NALAINA. De izay tsy zakany NOVAKINY DAOLO. NY VITRINE Sy ny sisa😥

Address

Toamasina

Telephone

+261346981276

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mr Mi Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mr Mi Shop:

Share