Cleaning service

Cleaning service Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cleaning service, Shopping & retail, ankadimbahoaka, Antananarivo.

06/05/2026

✨ Tazomy madio, tazomy salama! ✨
🏠 Nettoyage sy Désinfection matihanina ho an’ny trano sy WC
🧴 Mampiasa akora azo antoka sy mahomby hanala loto sy mikraoba rehetra
📞 Antsoy izahay izao ho an’ny trano madio sy feno fahadiovana! 🧹💧
+261 34 58 068 44

29/04/2026

🚨🦠 FENO KONGONA VE NY TRANONAO? 🦠🚨
😡 Tsy mahita tory?
😣 Misy manaikitra isan’alina?
👉 KONGONA / PARASY / KANDRANDRAKA izany!
💥 Vahaolana MAIKA eto!
✅ Vonoinay hatramin’ny atodiny
✅ Désinfection lalina – tsy miverina
✅ Résultat haingana sy mahery
⚠️ Aza miandry ela fa mihamaro izy ireo!
📍 Ankadimbahoaka
📞 034 63 694 58
💯 Garantie: Averina ny asa raha tsy mahafa-po
👉 ANTSOY IZAO DIENY IZAO – Aza avela hibodo ny tranonao ny bibikely! 🔥

22/04/2026

Cleaning services
Nettoyage canapé 🪔

12/04/2026

FAMONGORANA BIBIKELY MATIHANINA ✨🚨

Leo parasy, gogona, vitsika, kadradraka ve ianao? 😤
👉 Avelao ny CLEAN EXPERT SERVICES no hikarakara azy ho anao!
AMINY SARANY TENA MIRARY

🔥 SERVISY MATIHANINA & MAHOMBY 🔥
✔️ Fanafody matanjaka sy azo antoka
✔️ Asa madio, haingana ary maharitra
✔️ Service à domicile – tonga any an-tranonao izahay

🏢 MIASA AMIN’NY TOERANA REHETRA IZAHAY
✔️ Trano fonenana
✔️ Hôpital / Tobim-pahasalamana
✔️ Fiangonana
✔️ Tsena sy toeram-pivarotana
✔️ Birao, sekoly, hotely sns

💯 GARANTIE 💯
👉 Raha tsy mahomby ny asa dia mamerina manao izahay (maimaim-poana) mandra-pahafapo anao!

💡 Vokatra hita avy hatrany – trano madio, fiainana milamina!

📍 Toerana: Ankadimbahoaka

📞 Antsoy dieny izao! (. 034.63.694.58 )
📩 Na mandefasa message

⚡ Aza miandry ela! Esory dieny izao ny bibikely na aiza na aiza!
✨ CLEAN EXPERT SERVICES – Kalitao + Garantie = Fahatokisana! ✨

Recrutement !!!!!   Cleaning service dia mitady Agen maromaro vonona na mbola débutant fa omena formation gratuite, Mp p...
08/04/2026

Recrutement !!!!!
Cleaning service dia mitady Agen maromaro vonona na mbola débutant fa omena formation gratuite, Mp pour plus d'infos !!!

FAMONGORANA BIBIKELY MATIHANINA ✨🚨Leo parasy, gogona, vitsika, kadradraka ve ianao? 😤👉 Avelao ny CLEAN EXPERT SERVICES n...
29/03/2026

FAMONGORANA BIBIKELY MATIHANINA ✨🚨

Leo parasy, gogona, vitsika, kadradraka ve ianao? 😤
👉 Avelao ny CLEAN EXPERT SERVICES no hikarakara azy ho anao!
AMINY SARANY TENA MIRARY

🔥 SERVISY MATIHANINA & MAHOMBY 🔥
✔️ Fanafody matanjaka sy azo antoka
✔️ Asa madio, haingana ary maharitra
✔️ Service à domicile – tonga any an-tranonao izahay

🏢 MIASA AMIN’NY TOERANA REHETRA IZAHAY
✔️ Trano fonenana
✔️ Hôpital / Tobim-pahasalamana
✔️ Fiangonana
✔️ Tsena sy toeram-pivarotana
✔️ Birao, sekoly, hotely sns

💯 GARANTIE 💯
💡 Vokatra hita avy hatrany – trano madio, fiainana milamina!

📍 Toerana: Ankadimbahoaka

📞 Antsoy dieny izao:
-+262 34 63 694 58 ( WhatsApp)
-+261 34 58 068 44
📩 Na mandefasa message

⚡ Aza miandry ela! Esory dieny izao ny bibikely na aiza na aiza!
✨ CLEAN EXPERT SERVICES – Kalitao + Garantie = Fahatokisana! ✨

14/03/2025
Bien santé
14/03/2025

Bien santé

Déjections
14/03/2025

Déjections

Bien nettoyage
14/03/2025

Bien nettoyage

Address

Ankadimbahoaka
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cleaning service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share