19/02/2025
🍀☯️ Fahazarana tsotra Kely ity nefa manala ireo hery ratsy hoentin'ny vatana ☯️🍀
✡️Efa nozaraiko teto ity efa ela ka maro isika no vaovao dia averiko zaraina Kely satria maro no efa nahita soa tamin'izy ity
🍀Misy fotoana tsapanao fa kamokamo izany hiatrika n'y tontolo andro
🍀Misy fotoana ihany koa misy alahelo Tonga ho azy tsy fantatra hoe inona fa malahelo fotsiny ianao
Ataovy ity famantarana izany fa mavesatra ny hery ratsy(Énergie négative) hoentin'ny vatana
Tsotra Kely...rehefa mandro ianao dia asio sira vaingany 1 tanana ny rano handroinao....vao avy mandro ianao tonga dia tsapanao maivana be ny vatana ary ihany koa mavitrika tsara hiatrika ny asa izay atao
Tsy mifidy andro ary tsy mifidy ora ....Afaka atao matetika ihany koa ity🧘
Nb: Tsy mampiasa savony rehefa manao azy ity ary koa tsy maintsy lemana ny loha.... Andramo Kely fa mahasoa anao ity
Copyright : Esprit Saint de Dieu