28/03/2026
Un nom ❤️ une équipe ❤️
une famille ❤️ une victoire ❤️
Toute la famille Sambavanille/Arôme Vanille félicite notre équipe FC MACKY, qui porte fièrement le nom de notre père Macky, pour sa belle qualification en finale.
Pour demain, nous vous adressons tous nos encouragements. Donnez tout sur le terrain.
Nous invitons aussi tous ceux qui le peuvent à venir assister au match et à soutenir notre équipe.
Ensemble pour la victoire !
---------------------------------------------------------
Nom 1 iray, équipe1, fianakaviagna 1, fandresena 1.
Sambavanille/Arôme Vanille dia miarahaba ny ekipanay FC MACKY, izay mitondra am-pireharehana ny anaran’i PAPANAY, noho ny fahatongavany any amin’ny final izay hatao amaray agny Antalaha.
Amin'ny match amaray dia mitso-drano andre equipe nay zahay, ataova ny tsara indrindra karaha leha fataonandre.
Magnasa atsika jiaby izay avy hagnotrogno ny équipe ary izay tsy afaka manohatra avy lavitry.
Sôma izy iry ke ataova sôma madio, hafatra ho anareo Fc Macky, areo adversaire nay amaray ary indrindra areo mpitsara.
Miaraka ho an’ny fandresena!