29/11/2025
Tena afa-po be tao La Gamela - Morondava 619. 😍✨
Toerana madio 🧼, milamina 😌 voaray tsara ny mpanjifa 🤗.
Ny sakafo 🍲🍛 tena matsiro be sady varié 😋🔥 😍. Ny fandraisana mahafa-po 👨🍳👩🍳. Tsy ela ny service ⚡, ary ny mpiasa dia tena sariaka 😊, manaja 🙏 ary professionnel 👌.
Misaotra an’i "La Gamela" tamin’ny accueil ❤️ sy ny sakafo nahafinaritra 😋 fa tena afa-po izahay, ary mbola hoavy
Tena "je vous recommande" ho an’ny rehetra eto an-tanàna 🌟🙌!