Chic Des Rêves

Chic Des Rêves Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Chic Des Rêves, Shopping & retail, Fianarantsoa, Mananjary.

Arrivage ty ry manjakely isany🤣 mentionneo ny namanao fa tokony hanao Complet nareo🤣
27/04/2026

Arrivage ty ry manjakely isany
🤣 mentionneo ny namanao fa tokony hanao Complet nareo🤣

Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.🇲🇬 📊 PLAN FAMPI...
18/03/2026

Ary mbola be dia be isika no tsy mahazo resaka kay an!
*Andeha ho hazavaiko Kely raha tsy azonao ilay izy.
🇲🇬 📊 PLAN FAMPIHARANA (Redenomination)
🔹 Dingana 1: Fanambaràna
Ny fanjakana (Banky Foibe) dia milaza hoe:
“20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao”
Manome daty mazava (oh: afaka 6 volana)
👉 Zava-dehibe: hazavaina tsara amin’ny radio, TV, Facebook
🔹 Dingana 2: Famokarana vola vaovao
Mamoaka vola vaovao:
1 000 Ar (ambony indrindra)
500 Ar
200 Ar
100 Ar
50 Ar
👉 Atao tsara kalitao (anti-falsification)
🔹 Dingana 3: Période de transition (fiaraha-miaina)
Mandritra ny 3–6 volana:
Mandeha miaraka ny vola taloha sy vaovao
Ohatra:
20 000 Ar = 1 000 Ar (soratra amin’ny fivarotana)
👉 Tsy maintsy soratana vidiny roa (double affichage)
🔹 Dingana 4: Fanoloana tanteraka
Esorina tsikelikely ny vola taloha
Any amin’ny banky no hanoloana azy
👉 Tsy very vola ny olona (exchange gratuit)
🔹 Dingana 5: Fanaraha-maso
Jereo ny vidim-piainana (tsy avela hiakatra tampoka)
Sazy ho an’izay manararaotra mampiakatra vidiny.

*Izany oe ny vola no miova fa ny sandany tsy miova fa tsy misy oe hitondra vola bé dia bé @ gony izany.
Ilay zéro be dia be fotsiny no ahena.

👉 Fitsipika:
20 000 Ar taloha = 1 000 Ar vaovao
➡️ zaraina 20, avy eo ahodina (arrondi)

Vola vaovao (azo ampiasaina)
Vola taloha
Kajy

20 000 Ar
÷20
1 000 Ar

10 000 Ar
÷20
500 Ar

5 000 Ar
÷20
250 Ar

2 000 Ar
÷20
100 Ar

1 000 Ar
÷20
50 Ar

500 Ar
÷20
25 Ar

200 Ar
÷20
10 Ar

100 Ar
÷20
5 Ar

50 Ar
÷20
2.5 Ar ❌ ➜ 3 Ar na 2 Ar

20 Ar
÷20
1 Ar.

Farany : Izany oe rehefa ho avy ny vola vaovao dia tsy hiasa intsony izany ny vola Téo aloha 20 000Ar, 10 000Ar , 5000Ar , 2000Ar fa manomboka eo 1000Ariary izany sisa ny vola ho ampiasaina. Mety hazava tsara aminao @ izay angamba e!

Ity izao ohatra:
1$ = 200Ar 😁🫣
1€ = 250Ar
1kg hena = 1000Ar
Frais Bus = 30Ar🫣
Vary 1kp = 35Ar 😁

Source: Lee Yan Chou Ttj

03/03/2026

🤣🤣

♦️HITA TATSY - TANTARAO KOA NY EFA NAHAZO ANAREO 🤭Henjana le maniraka ankizy mpanampy antrano miantsena reto aaaaNampito...
06/11/2025

♦️HITA TATSY - TANTARAO KOA NY EFA NAHAZO ANAREO 🤭
Henjana le maniraka ankizy mpanampy antrano miantsena reto aaaa
Nampitondraiko vola 20000ar izy ary ny total’ny zavatra tokony vidiny any antsena dia 8000ar
Ora iray taty aorian’ny nandehanany dia niantso izy ary nilaza fa Efa azony daholo ny entana ilaina ankoatra ilay total
Efa nanontany olona iany oun izy we Aiza Kay misy Total d fa hitany fa Saika hanontany fotsiny izy we gasoil sa essence sa pétrole no entina ao Amy le total😁😆

💡 HATRIZAY DE ILAY MANENA VATANA FOANA NO ZARAINAY AMINAREO FA ANDROANY DIA  ILAY MAHA GEZA INDRAY NO ZARAINAY AMINAREO ...
19/08/2025

💡 HATRIZAY DE ILAY MANENA VATANA FOANA NO ZARAINAY AMINAREO FA ANDROANY DIA ILAY MAHA GEZA INDRAY NO ZARAINAY AMINAREO 🤗

Iza ilay olona tsy mety ngeza na sarotra ngeza iny ? 🤗
Torohevitra mahasoa anao tsara izy ity :
✅✅ tsy voatery mandany vola be mividy an'izao retraretra izao : 👉 akondro sy yaourt (yaourt maison no tena mety)
- akondro 1 + yaourt 1 isanandro
- NA KOA : akondro 2 sy Yaourt 1 isaky ny 2 na 3 jours , arakaraky ny fahafahana

- aza ovaovaina fotsiny ny quantité, ataovy tsy tapaka mandritry ny 1 volana, TSY MAINTSY mahita vokatra aorian'izay 1 volana izay
- mety foana izay fomba hihinanana azy : afangaro, mifandimby hoanina, sns..

⚠️tsara raha après-midi iny no mihinana azy, afaka atao solona goûter 🤗
✔️raha efa ela no tsy nihinana odi-kankana dia mihinàna alohan'ny hanombohanao an'ilay régime 😊 (indray mandeha amin'iny 1er jour iny ihany an)

- mety tsara ho an'ny olona miasa be no sady manampy hery 💪
➕ manaova sport kely vao maraina hitazonana ny kibo tsy ho ngeza 😁 abdo kely na gainage dia ampy 😎

Mirary soa àry ❣️
👉🏽Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy fahasalamana ny tanjona ary ataovy ny partage Maximale
Torohevitra marobe no hitanao ato 🙂
Raha tianareo hitohy ny astuce sy ny conseil momba ny fahasalamana dia mba asio "Misaotra" ao amin'ny commentaire(Fahasalamana ny tanjona🌿)
Raha misy ihany koa manana olana @ fahasalamana afaka mitsidikia ny pejy Fahasalamana ny tanjona

Contact 038 99 537 84
032 31 238 00

👏Ireo nahazo naoty ambony indrindra tamin'ity taona ity ho an'ny Bakalorea Ankapobeany 📄Option A1: ANDRIAMANARIVO Tsiory...
14/08/2025

👏Ireo nahazo naoty ambony indrindra tamin'ity taona ity ho an'ny Bakalorea Ankapobeany

📄Option A1: ANDRIAMANARIVO Tsiory Titosy Omega (SEMIPI)

📄Option A2: TSANGAMBELONA James Stephanot (SEMIPI)

📄Option C: MAHENY Tiandraza Rai Marc (SEMIPI)

📄Option D: RAZAFINDRAMASY Anjaratiana Richardino (Lycée Maria Manjaka)

📄Option L : RAVAKINIAINA Marie Clara (Lycée Mahazengy)

📄Option OSE : RATSIMBAZAFY Tendrison Herimanana (Lycée Manarapenitra Idanda )

📄Option S : ANDRIMALAZA Yves Merlin (Lycée Privé CPE)

📝RadioRofia


efa disponible ty ho an'izay hizery valiny BACCChez Nantenaina
14/08/2025

efa disponible ty ho an'izay hizery valiny BACC
Chez Nantenaina

L'Université de Fianarantsoa est une université publique de Madagascar. Le campus est sis à la sortie Est de la ville de Fianarantsoa. P

ONG MEDAIR Recrute à Farafangana & Vondrozo pour les postes suivants :- 02 Infirmières- 01 Infirmièr en soutien psychoso...
18/07/2025

ONG MEDAIR Recrute à Farafangana & Vondrozo pour les postes suivants :

- 02 Infirmières
- 01 Infirmièr en soutien psychosocial CRENI
- 01 Infirmièr CRENI
- 01 Médecin Traitant au CHD & CRENI

Prenez connaissance de l'action de Medair à Madagascar : https://www.medair.org/fr/pays/madagascar.
Pour postuler :

Veuillez envoyer votre CV à jour, accompagné de vos diplômes et certificats, ainsi que de votre lettre de
motivation :

• Par e-mail à l’adresse suivante : [email protected]
OU
• Par remise en mains propres, à l’un des bureaux suivants :

o Bureau de Medair, bâtiment CRS Farafangana, Mahatsara
o Bureau du service personnel de la DRSP Atsimo Atsinanana
o Bureau du SDSP Farafangana
o Bureau du SDSP Midongy Atsimo
o Bureau du SDSP Vondrozo
o Bureau du SDSP Befotaka
o Bureau du SDSP Vangaindrano

Date limite de dépôt et d’envoi de candidature : 23 Juillet 2025

ONG ACDEM recrute pour les plusieurs postes suivants basé à TOLIARA (Région Atsimo Andrefana)
12/07/2025

ONG ACDEM recrute pour les plusieurs postes suivants basé à TOLIARA (Région Atsimo Andrefana)

Address

Fianarantsoa
Mananjary
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chic Des Rêves posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share