Doigts des fées

Doigts des fées Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Doigts des fées, Shopping & retail, Mahajanga, Majunga.

30/05/2022

Coucou les filles,Ho antsika rehetra eto Mahajanga.Izahay ato amin'ny Doigts des fées koa dia manao coiffure a domicile.
-Brushing
-Coupe
-Coloration
-Soin du visage
-Pack Mariage
Koa raha liana ianareo dia afaka miantso avy hatrany.
Notre ambition c'est votre satisfaction.
Contact: 032 56 888 48.

Coucou les filles!Ho antsika izay manana olana @ volo : mihintsana,vakivaky,maina,simba ny ranomasina.etc...ireto indray...
30/10/2020

Coucou les filles!
Ho antsika izay manana olana @ volo : mihintsana,vakivaky,maina,simba ny ranomasina.etc...ireto indray ary ny vaha olana ho antsika o!😊😉😊
-mampaniry volo
-manala vakivaky sy le volo tapatapaka
-manalava volo
-tsisy effet secondaire
-100% naturel
-efficace be
Koa aza adino ary ny miantso raha misy mahasoa anao o!😊

de ricin
d'amande douce
au beurre de karité
savony fanasana tarehy iany koa izahay (marihina fa naturel avokoa ny zavatra rehetra)
😊😊

☎️ 032 56 888 48
Mandray commande avy hatrany.Merci 😊

Coucou les fiiiles!😊Ho antsika izay liana ny @ fikarakarana ny volo sy ny tarehy sy produits cosmétiques indray ary.apet...
30/09/2020

Coucou les fiiiles!😊
Ho antsika izay liana ny @ fikarakarana ny volo sy ny tarehy sy produits cosmétiques indray ary.apetrao ny fanontanina fa vonona anome fahafa po anareo izahay 😊😉
Marihina fa produits tsara avokoa no atolotra ho anareo.ka mandraisa anjara ary o! 😊😊

Grain de lin.Ho antsika izay mbola tsy nahazo.➡️Mi bouclé volo➡️Mampaniry volo➡️Manala vakivakyEfficace et 100% naturelM...
29/08/2020

Grain de lin.
Ho antsika izay mbola tsy nahazo.
➡️Mi bouclé volo
➡️Mampaniry volo
➡️Manala vakivaky
Efficace et 100% naturel
Merci amizay efa nampiasa ary nahita vokatra.
Aza adino ny miantso raha Mila fanazavana.
☎032 56 888 48

29/08/2020

G

Ho antsika izay mbola tsy nahazo indray o!😊Crème coiffante vita avy amin'ny Grain de Moutarde👉Mampaniry volo👉Manala vaki...
27/08/2020

Ho antsika izay mbola tsy nahazo indray o!😊
Crème coiffante vita avy amin'ny Grain de Moutarde
👉Mampaniry volo
👉Manala vakivaky sy tapatapaka amin'ny volo
👉Mampihena ny fihitsana ny volo
Efficace tsara sady produit naturels.
Azo antoka tsara.
➡️Grain de Moutarde amin'ny sachet 3000Ar
➡️Crème coiffante 15000Ar
☎032 56 888 48

Coucou les filles 😊 Ho antsika rehetra izay mbola tsy nahazo.Arrivage ho antsika eto Majunga.👉Grain de linMampa frisé na...
24/08/2020

Coucou les filles 😊
Ho antsika rehetra izay mbola tsy nahazo.
Arrivage ho antsika eto Majunga.
👉Grain de lin
Mampa frisé na bouclé volo😉
Produits naturels
👉Manala volo tapatapaka
👉Tsy mampihitsana ny volo
👉Mampa lava volo
Koa raha liana ianao dia afaka miantso na mp avy hatrany.
Merci a vous! 😊😉

👉2500Ar
☎032 56 888 48

Address

Mahajanga
Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Doigts des fées posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share