Katcha

Katcha Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Katcha, Shopping Service, Mahajanga.

General Joudas deh inna di place wid Katcha ArrangéYes I.Anareo tavela mividy dia manandrana fa Joudas efa naheno tsiron...
11/12/2025

General Joudas deh inna di place wid Katcha Arrangé
Yes I.
Anareo tavela mividy dia manandrana fa Joudas efa naheno tsirony.
NUFF respect Joudas 👌👍

Ho avy koa izahay amin'io 🗓️ 5 décembre 2025 io hitondra vokatra tsara sy vaovao ho anao izay hamonjy mena ambon'ny mena...
03/12/2025

Ho avy koa izahay amin'io 🗓️ 5 décembre 2025 io hitondra vokatra tsara sy vaovao ho anao izay hamonjy mena ambon'ny mena
Fa mialoha an'izany andao hividy billet aminay ato mba hafanao manjifa an'izany vokatra izany amin'ny 5 décembre io amin'ny la promenade bord de la mer
🎫🎫 VIP: 40 000ar + 1 boisson offert
🎟️🎟️ Ticket : 15 000ar

🚨🛑 Voarara ny tsy mividy billet sy Katcha Arrangé aminay 🚨🛑Io ny billet efa Maro ny nahazo fa anao io tavela tsy nahazo ...
26/11/2025

🚨🛑 Voarara ny tsy mividy billet sy Katcha Arrangé aminay 🚨🛑
Io ny billet efa Maro ny nahazo fa anao io tavela tsy nahazo amin'ny billet mena ambon'ny mena ity
👉 VIP : 40 000ar + boisson offert raiky
👉 Ticket tsotra : 15 000ar
ALôFOO Entertainment
Ambalacash Musik
Klayton
Dj-Santa Love

🔥 Partenariat Officiel – Mena ambony Mena 🔥Nous sommes ravis d’annoncer notre partenariat avec l’événement "Mena ambonin...
01/11/2025

🔥 Partenariat Officiel – Mena ambony Mena 🔥
Nous sommes ravis d’annoncer notre partenariat avec l’événement "Mena ambonin'ny Mena", organisé parALôFOO Entertainmentnt 🎉

📅 Date : 05 décembre 2025
🕘 Heure : 21h
📍 Lieu : La promenade au bord de la mer

✨ Une nuit inoubliable vous attend… ambiance 🔥, vibes ❤️, style 🔥
Préparez vos plus belles tenues rouges, la nuit sera intense 😈✨

🎟️ Tarifs
VIP : 40 000 Ar — 1 boisson offerte 🍹
Ticket Standard : 15 000 Ar
📞 Info & Réservation : +261 33 10 311 43

Rejoignez-nous pour vivre une soirée unique, pleine d'énergie et d'émotions 🎤🔥

Ity misy teniny ra namana ity🤔Koa mety amintsika ve sa tsy mety 🤔Ekena sa tsy ekena😀😁😁
31/10/2025

Ity misy teniny ra namana ity
🤔Koa mety amintsika ve sa tsy mety
🤔Ekena sa tsy ekena
😀😁😁

Raha miakatra ny hetran'ny labiera = vidina labiera miakatra = VITA NY FIARAHANTSIKA 🥹

Izany hoy Denise halaivo aty amin'ny Katcha aty kamy billet nareo Zao Dia Zao io fa Kely tavela aty
30/10/2025

Izany hoy Denise halaivo aty amin'ny Katcha aty kamy billet nareo Zao Dia Zao io fa Kely tavela aty

😍Eh! Jereo anie izany ankatony vita Malagasy izany😍Fa mbola kanto kokoa raha mividy billet ato aminay koa anareo fa efa ...
28/10/2025

😍Eh! Jereo anie izany ankatony vita Malagasy izany😍
Fa mbola kanto kokoa raha mividy billet ato aminay koa anareo fa efa atomotra ity ny fotoana ka hikoropaka eo indray.

👉Ka izao ny billet ato 👈:
🥇🥇VIP : 150 000ar
🥈🥈RESA: 100 000ar
🥉🥉TSOTRA: 60 000ar

25/10/2025

En collaboration avec Katcha et Ambalacash Musik — à regarder comme si vous dégustiez un bon verre de Katcha

Io reo efa vonona.Miandry anareo koa izahay amin'ny fividianana billet
23/10/2025

Io reo efa vonona.
Miandry anareo koa izahay amin'ny fividianana billet

MAJUNGA 🎊🎊🎊
Magnisa andro zahay dia avy ♥️♥️
Magnantegna hitrotra aminareo♥️♥️
Alaivo dieny zao ary ny tapakila 🥳🥳
Shyn & Denise

🚨🚨Eh! Atsika ein🚨🚨👉saodia variana amin'ny zavatra hafa any fa aty misy raha tsara artiste international roa avy amintsik...
22/10/2025

🚨🚨Eh! Atsika ein🚨🚨
👉saodia variana amin'ny zavatra hafa any fa aty misy raha tsara artiste international roa avy amintsika majunga eto.

🎫🎫VIP : 150 000ar🥇🥇
🎟🎟 RESA: 100 000ar🥈🥈
🥉🥉TSOTRA: 60 000ar 🥉🥉

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Katcha posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share