Tsara Sy Mora Ary Authentique

Tsara Sy Mora Ary Authentique Entana Tsara amidy amin ny vidiny Mora Ary indrindra Authentique :)
Ny entana rehetra dia avy any Allemagne ary manaraka norme europeenne avokoa :)

Fa tsara ty    ty an🥰490.000ar
21/04/2026

Fa tsara ty ty an🥰

490.000ar

Betsaka aki ny zavatra tsara any amin ny magasin any ,mapite hanao live be ( satria eo noho eo ihany lay izy no dispo fa...
21/04/2026

Betsaka aki ny zavatra tsara any amin ny magasin any ,mapite hanao live be ( satria eo noho eo ihany lay izy no dispo fa avy eo lasan ny olona 😬)
Fa ilay mitaiza tena hoe tsy misy fotoana anaovana azy mihintsy 🥲

Za koa aty matsy sady mivarotra dia tsy araka intsony zao tontolo zao😂😂

Puma majesty Mexico city 🥰Hatsaranjavatra 😍😍🤩Sur commande
21/04/2026

Puma majesty Mexico city 🥰

Hatsaranjavatra 😍😍🤩

Sur commande

Tamin ny 9 taona lasa 😅Tamin za tsy mbola nila boucleur satria tsy mbola nisy zaza dia nanana fotoana nikarakarana volo ...
21/04/2026

Tamin ny 9 taona lasa 😅
Tamin za tsy mbola nila boucleur satria tsy mbola nisy zaza dia nanana fotoana nikarakarana volo tsara 😁

Fa ilay boucleur ry reto tena hoe manavotra amin ny fotoana tsy misy mihintsy 🥰
Indrindra moa ho anay maman mbola nitaiza tsy misy tany itombenana nefa mila mba manao manjamanja ndraindray 🤭🥰

Inona ny anareo ny routine fataonareo 🥰

Air jordan 1 low pt 35,5Ty kosa rangah tena hoe bon plan be a😱450.000ar kanefa sady vaovao be , 100% Authentique ✅️ Zao ...
21/04/2026

Air jordan 1 low pt 35,5

Ty kosa rangah tena hoe bon plan be a😱

450.000ar kanefa sady vaovao be , 100% Authentique ✅️
Zao vidiny zao ve ry reto tsy efa kely sisa dia itovy vidy amin ny frip😆

Prix outlet io satria efa farany sisa mahatonga azy toa io fa raha tsy zany tsy ahita air jord amin io prix io mihintsy hihii

Misy pt 42 ihany koa saingy somary manatombo ny vidiny🤗

Fa za mba liana hoe mba ohatrinona ry reto ny ivarotan ny olona frip air jord lay tena mbola milay be reny a? 🤔

Amin ty Puma ty aki mbola misy azonareo atao commande an🥰Malaelo be za raha lany amin ilay prix malefaka kely aty anefa ...
21/04/2026

Amin ty Puma ty aki mbola misy azonareo atao commande an🥰

Malaelo be za raha lany amin ilay prix malefaka kely aty anefa ianareo mbola tsy nahazo 🤭😋

Raha manafatra dia afaka alefantsika avion na sambo mety foana fa arakaraka zay prix 🥰😘

Bonjour 😊 Coloration permanente good garnier ty efa lany ny any Mada fa misy ho avy indray ny amin ty loko ty amin ny Ma...
21/04/2026

Bonjour 😊
Coloration permanente good garnier ty efa lany ny any Mada fa misy ho avy indray ny amin ty loko ty amin ny Mai 🥰🤗

Raha mila ianao dia afaka avy dia fandrihana dieny zao satria vetivety dia lany izy reo😍

95.000ar

Afaka ianao ihany dia mahavita azy manjakely ao antrano raha manaraka tsara zay soratany ao😘

Ty mbola misy mascara kiko tavela tao ho an iza 🥰40.000ar Raha hanafatra mascara ianareo amin zao raha kiko dia tsy misy...
20/04/2026

Ty mbola misy mascara kiko tavela tao ho an iza 🥰

40.000ar

Raha hanafatra mascara ianareo amin zao raha kiko dia tsy misy latsaka 60.000ar 🤗

Tsy aikofa lasa oatrany niakatra be daholo prix kiko aty hihii 🥰

20/04/2026

Boucleur automatique Philips ( occasion) 🥰
Sur commande

20/04/2026

Philips

20/04/2026

Boucleur automatique Philips 🥰
Vakio tsara anie fa
Zao ny fandehany :
❤️ Bouton température misy : 170° , 190°, 210°
❤️ misy karazany 3 ny faharetany anaovana boucle azy : 8s , 10s, 12s
❤️ afaka atao gauche/ droite na automatique ilay boucle
👉 izahay dia mivarotra occasion ( fa tena mbola mandeha tsara , misy ihany koa tena hoe nampiasaina in 2 in 3 fotsiny )
👉 mivarotra vaovao ihany koa fa arakaraka izay ilainao🥰
🥰 rehefa mandefa video aho dia tsy apetako ny prix satria miovaova foana ny vidiny aty dia ndraindray afaka ela ela vao itan ny sasany lay video ohatra dia everiny iny foana prix 🙈

Rehefa tonga any Tana ny entana dia misy olona voatokana mihintsy hanatitra azy any atranonao ( raha tongan ny Bus ilay trano 🙈) dia amin iny afaka manontany azy ianao zay tsy azo ,moa koa afaka manoro anao izy 🤗
Afaka ataony ny volonao 1 manontolo ahitanao ny fanaovana azy tsara❤️

Izy ty dia misy foana ato aminay fa aza misalasala mandefa Mp rehefa misy fanontaniana 🥰

" reo misy noir 2 samy mbola dispo ,afaka atao commande ho an izay mila "
Ps : nasiako num 01 sy 02 fa amin zay tsy mifangaro rehefa manao jp nareo🙈

✨Boucleur automatique Philips d’occasion✨📦 Sans carton🛍️ Sur commande uniquement🔘 Fonction des boutons :- Bouton ON/OFF ...
20/04/2026

✨Boucleur automatique Philips d’occasion✨

📦 Sans carton
🛍️ Sur commande uniquement

🔘 Fonction des boutons :

- Bouton ON/OFF (en bas) : pour allumer / éteindre l’appareil
- Bouton température (170 / 190 / 210°C) : permet de choisir la chaleur selon votre type de cheveux
- Bouton minuterie (8s / 10s / 12s) : permet de régler le temps de formation de la boucle
- Bouton sens de rotation (gauche / droite / auto) : permet de choisir le sens des boucles pour un résultat naturel
- Bouton en haut : démarre le bouclage automatique de la mèche

💁‍♀️ Idéal pour réaliser de belles boucles facilement, rapidement et sans effort.

📩 Pour plus d’informations ou pour commander, envoyez un message privé.

Ny prix averiko foana fa miovaova araka ny vidiny aty oh🥰🥰🤗

Ty zao 350.000ar 🥰

Ho avy ny video fa mbola anao montage kely aho dia alefako eo hijerenareo fomba anaovana azy fa io aloha afaka tonga dia reservena ho an izay mila🤗🥰

Address

Mandrosoa
Ivato
105

Telephone

+261386368101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara Sy Mora Ary Authentique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tsara Sy Mora Ary Authentique:

Share