Blogueuse &influenceuse Hilo

Blogueuse &influenceuse Hilo tiko ny vita gasy ka asandrato

🍀
01/05/2022

🍀

☂️Ombrelle disponible ou sur commande 🌂 ●Armature en pallisandre  ●toiles en soga,disponible aussi en couleurs ●broderie...
14/04/2022

☂️Ombrelle disponible ou sur commande 🌂
●Armature en pallisandre
●toiles en soga,disponible aussi en couleurs
●broderie aux choix
●prix à partir de 50.000 ar

Ho anareo ilay mitady akanjo mariage  Aza adino ny mitsidika ny stand 08_09_10  salon du mariage izay atao ao  de Sport ...
03/04/2022

Ho anareo ilay mitady akanjo mariage
Aza adino ny mitsidika ny stand 08_09_10 salon du mariage izay atao ao de Sport Mahamasina ny 08_09_10 avril ho avy izao

Faly miarahaba atsika revetra o ♥️Izahay ato am Anjatiana Mode dia mandray anjara am Salon du Mariage izay atao ao am Palais des sports Mahamasina am 08-09-10 Avril ho avy izao🌺 izay Dia itanao ao am stand 08-09-10
🦋Maro be ireo tolotra entinay ao ,izay efa nahafantaranareo anay hatram izay ka hatramzao santionany fotsiny ireto tolotra hoteneniko eto fa Mbola marobe ny tolotra ho itanao ao am io fotoana io an🌺
🦋 Mividy tenue couple 1 Mbola mahazo cadeaux kapa Aigle d Or 1🦋🦋
🦋Mividy robe mariage iany koa dia Mbola misy cadeaux tsara be omenay oanareo🦋
Koa manasa anao ary itsidika ny stand misy anay 🌺
Tsy adinonay ianareo any am faritra fa afaka mandefa izhay🚴
Afaka miantso ny laharana 0342903626☎️☎️☎️

❤
21/03/2022

Cakes! 😍😍

💄Parasol disponible, ou sur commande 💄●armature :en pallisandre ●toiles:_soga               _tissu imperméable          ...
28/02/2022

💄Parasol disponible, ou sur commande 💄
●armature :en pallisandre
●toiles:_soga
_tissu imperméable
_ en couleurs
●formes:_rond
carré
rectangle
●socles :en béton
●dimension :2m,2m50,3m,3m50,4m et 4m30
●disponible en location bien évidemment
Si vous êtes intéressés,n'hésitez pas à m'envoyer de message
Merci

Miarahaba antsika rehetra offre natao ho antsika déco loveur indray Parasol na elo be à partir de 500.000 ar ●formes :ro...
21/01/2022

Miarahaba antsika rehetra
offre natao ho antsika déco loveur indray
Parasol na elo be à partir de 500.000 ar
●formes :rond-carré rectangle
●armature :pallisandre
●toiles :_soga (haut qualité )
_tissu imperméable (disponible en couleurs ihany koa anefa (
afaka asina broderie ihany koa
●socles :en béton
raha mahalina anao ary dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso ny laharana 0347124757

Miarahaba antsika rehetra ho anareo liana amin'ny parasol na elo be dia ireto ny tarif raha hanjifa ianareo Ny manofa di...
19/12/2021

Miarahaba antsika rehetra
ho anareo liana amin'ny parasol na elo be dia ireto ny tarif raha hanjifa ianareo
Ny manofa dia miditra hafatra miafina avy hatrany raha iconfirme azy

Miarahaba antsika rehetra manaraka ny page Ireto indray ny elo gasigasy vita malagasy 100°/. Hazo ny tahony ary lamba ny...
23/10/2021

Miarahaba antsika rehetra manaraka ny page
Ireto indray ny elo gasigasy vita malagasy 100°/.
Hazo ny tahony ary lamba ny toiles
Mazava ho azy fa miaraka amin'ny petakofe (Ny petakofe kosa dia afaka personalisena tsara mihitsy, anarana, logo, sary,.....)
Afaka atao manaraka code couleurs na thème tsara ihany ilay elo
Raha mana-panirina ny hanjifa ianao dia 3 à 4 jours no vita
Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina raha misy mahaliana anao

Bonjour,  Articles disponible ho anareo mankafy ny vita malagasy  Elo gasigasy ☂️🌂 , vita amin'ny lamba soga , Pallisand...
10/06/2021

Bonjour,
Articles disponible ho anareo mankafy ny vita malagasy
Elo gasigasy ☂️🌂 , vita amin'ny lamba soga , Pallisandre ny tahony
Broderie :sur commande
Prix:40.000 ar

Kardashian sister ❤Kendall, kourtney, kloé,Kylie,kim
06/02/2021

Kardashian sister ❤
Kendall, kourtney, kloé,Kylie,kim

29/12/2020

Bonsoir 💖
Efa misokatra ofisialy ny page tsika ,
Ka atomboka amin'ilay taona vaovao 2021 iny ny zavatra rehetra 💋

Address

Ivato
105

Telephone

+261327237954

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Blogueuse &influenceuse Hilo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Blogueuse &influenceuse Hilo:

Share