Sisi Online

Sisi Online Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sisi Online, Shopping & retail, Fort-Dauphin.

12/06/2024
Efa akaiky ny 26 jiona 😊 Ireto ny harendrina amin'ny vidiny tena mirary 😱😍 1000 ar monja dia mahazo πŸ₯°πŸ˜Disponible eto For...
11/06/2024

Efa akaiky ny 26 jiona 😊
Ireto ny harendrina amin'ny vidiny tena mirary 😱😍
1000 ar monja dia mahazo πŸ₯°πŸ˜
Disponible eto Fort-Dauphin πŸ™‚πŸ€—

Fikarakarana volo tsy mifidy na lahy na vavy πŸ˜‰ Mety amin'ny karazam-bolo rehetra πŸ˜‰Cire d'abeille 🐝🐝 na "savoka tantely"βœ…...
13/03/2021

Fikarakarana volo tsy mifidy na lahy na vavy πŸ˜‰
Mety amin'ny karazam-bolo rehetra πŸ˜‰
Cire d'abeille 🐝🐝 na "savoka tantely"
βœ…Vokatsoa azo avy amin'ny fampiasana azy :
πŸ‘‰ Mampaniry voloβ€πŸ‘
πŸ‘‰ Mampangirana voloπŸ‘
πŸ‘‰ Miaro ny volo tsy ho tapatapaka sy vakivaky ❀
βœ… Fampiasana azy :
πŸ‘‰ Atao "bain marie" na aravona anatina kapoaka
πŸ‘‰ rehefa rava dia afangaro amin'izay menaka fampiasa mahazatra : ohatra : menaka kinana, menaka coco ...
πŸ‘‰ Haroina tsara ary avela hangatsiaka
πŸ‘‰πŸ‘‰ azo ampiana "vitamine E"
πŸ‘‰ Fatrany : roa avo hen'ny savoka efa rava (ranony) ny fatran'ny menaka. Ohatra : savoka 1/8 L+huile 1/4L
βœ…Vidiny :
25 g : 2000 ar
40 g : 3000 ar
150 g : 8000 ar
❀ Graine de lin ❀
Vokatsoa azo amin'ny fampiasana azy :
πŸ‘‰ mampaniry volo
πŸ‘‰ Mahasalama volo
πŸ‘‰ mitazony ny kalitaon'ny volo : curly, wavy ...
πŸ‘‰" leave in "
πŸ‘‰ Gel
πŸ‘‰ Mampangirana volo
βœ… Fampiasana azy :
βœ” Fandrahoana azy
πŸ‘‰ Ohatra avy hatrany no itondrana azy hahamoramora kokoa ny fanazavana πŸ˜‰πŸ˜‰
Maro be ny fomba azo anaovana azy fa ity iray ity no mahazatra ahy ka zaraiko 😘
1 - Mampangotraka rano 1 vera sy tapany ( vera antonony)
πŸ’₯ fatra hoan'ny graine de lin 20g
2 - rehefa mangotraka dia arotsaka ny "graine de lin" 20 g
3 - Afo antonony
4 - Haroina matetika amin'ny sotro (na sotro hazo na tsotra mety daholo) mandritra ny 10 minitra eo
5 - Rehefa mahazo "gel" araka izay ilaina dia bataina
6 - Tatavanina amin'ny "passeoir" na "lamba manifinify" izy avy eo
7 - avela hangatsiaka
βœ”Fanosorana azy :
πŸ‘‰ Zaraina 4 ny volo😊
TORO-HEVITRA MAHASOA : ovaovaina ny fanoritana ny volo isaky ny mizara azy mba tsy ho sola ny faritra zatra soritana ❀
πŸ‘‰ Osorana menaka mahazatra ny volo, ohatra : huile coco+cire d'abeille nokarakaraintsika tetsy ambony πŸ˜ŠπŸ˜‰πŸ˜˜
πŸ‘‰ Hosorana ilay "gel de lin" avy eo.
πŸ‘‰ Afaka hamainina amin'ny "sΓ©choir" ny volo avy eo
πŸ‘‰ Na koa avela ho maina miandalana eny ❀
πŸ’₯ Azo ampiharana ny "mΓ©thode" fanatsarana sy fitazomana "boucle" ny volo asiana "cire d'abeille" na "savoka tantely" sy ny "gel de lin"😊☺
βœ…Vidiny :
20 g : 1500 ar
50 g : 3000 ar
100 g : 5000 ar
Disponible eto Toliara πŸ˜‡
A rΓ©cupΓ©rer πŸ˜‰ Γ  Toliara ville πŸ˜ƒπŸ˜„
Aza misalasala miditra mp😘
Mandray commande "Glycerine vΓ©gΓ©tale" hoan'izay liana πŸ˜‰β€

01/01/2021

Tratry ny taona e 😘😘
Ho taona fzno fahombiazana anie ity taona vaovao ity ❀

Cire d'abeille pure😍🐝20gEpaisseur 1 cmLargeur 7cmLongueur 7cm2000arMidira mp πŸ˜‰
10/12/2020

Cire d'abeille pure😍🐝
20g
Epaisseur 1 cm
Largeur 7cm
Longueur 7cm
2000ar
Midira mp πŸ˜‰

Cire d'abeille pure 😍8000ar150gDiamètre 17 cmEpaisseur 1 cmDisponible à ToliaraMidira mp hoan'izay liana 😘
10/12/2020

Cire d'abeille pure 😍
8000ar
150g
Diamètre 17 cm
Epaisseur 1 cm
Disponible Γ  Toliara
Midira mp hoan'izay liana 😘

Address

Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sisi Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share