24/02/2026
❗️ Firafitry ny tongotra sy ny toetra?
Milaza betsaka momba anao anie ny firafitry ny tongotrao e!😃
Jereo aloha izay typen'ny tongotrao eo @ sary dia aveo vakio ity:
👉 Egyptien (gros orteils le plus long): Ianao dia olona mpitarika, somary perfectionniste kely. Ilay karazan'olona mahita zaitra mivilana kely reny😄 mahita ny détails rehetra e!
👉 Romain (3 premiers orteils égaux): Olona mahay mifandray @ olona, mamiratra eo @ fiarahamonina. ✨
👉Grec (2ème orteil le plus long): Olona tia sy mahay mamorona ianao. Somary taitaitra izay , liana @ aventure foana. Ilay karazan'olona manao commande kapa @ 11 ora alina ireny!😌 (tsy maninona fa raisinay foana e!)
👉Allemand (Orteils qui décroissent régulièrement): Olona tia mandamina ianao, tianao ny mi-planifier zavatra aloha. Ianao indray ilay karazan'olona manao commande 3 volana mialoha ireny @ kapa😄
👉 Celtique (2ème et 3ème orteils plus longs): Olona indépendante. Tianao ny manattanteraka izay ao an-tsainao sy izay nofinofinao. Ianao ilay karazan'olona tia manao personalisation ireny ato @ atelier.
👉 Orient: Olona tena mahay miresaka sy mandamina resaka ianao. Ianao ilay olona tia mandamina ady ireny. Zanak'Andrimanitra e!😁
👉 Africain (orteils très courts, pied large): Olona mandinika sy misaina tsara foana izay tokony atao rehetra.
👉 Aboriginal (grand écart entre gros orteil et les autres): Olona tia zavatra miavaka kely. Ianao ilay olona tia manonofy ireny foana.
👉 Norvégien (orteils qui décroissent fort): Olona tena calme foana ianao, lian-javatra. Fa indrindra dia olona manana résilience be foana. Hainao foana ny miaina an'izay situation rehetra mandalo eo.
👉 Mongol (gros orteil court, 2ème dominant): Olona stratège ary mihetsika foana. Tianao ny mitety toerana betsaka (tips: mety tsara amiano ny kapa ato aminay😆😁)
✉️ Soraty eo @ commentaire ny forme an'ny tongotrao hoe? Dia marina ve ilay toetra? (Mino aho hoe ie🤣)