Vary mainty

Vary mainty Vente de riz de qualité exceptionnelle: riz noir de deux qualités: riz noir long et fin complet, r

jeune entreprise sise a diego, nous vendons un riz exceptionnel: de par sa couleur, son odeur et son gout. Notre riz noir est assuré 100% bio, et cultivé avec amour et savoir faire.

Salama daholo.Tena Maro tokoa isika no mbola mitady any ilay vary Mainty an.Aza misalasala manao commande fa mbola misy ...
08/12/2025

Salama daholo.

Tena Maro tokoa isika no mbola mitady any ilay vary Mainty an.
Aza misalasala manao commande fa mbola misy foana ka.
Fotoana famafazanaketsa,zao.

25000ar/kg

032 53 582 94
034 60 402 95
Toerana Tamatave :mandefa rehetra.

Salama daholo.Tena Maro tokoa isika no mbola mitady any ilay vary Mainty an.Aza misalasala manao commande fa mbola misy ...
09/11/2024

Salama daholo.

Tena Maro tokoa isika no mbola mitady any ilay vary Mainty an.
Aza misalasala manao commande fa mbola misy foana ka.
Fotoana famafazana ketsa zao.
Tsy ny masomboly ihany no misy fa mbola misy ihany koa ilay Efa tonga dia vonona hilaivana azy(sakafo, fanafody....).

25000ar/kg

032 53 582 94
034 60 402 95
Toerana Tamatave :mandefa rehetra.

Salama daholo.Elaela zay, fa hiarahana mahalala anefa fa ho fotoana fihaviany orana isika rehefa kelikely eo.Zany hoe fo...
07/10/2024

Salama daholo.
Elaela zay, fa hiarahana mahalala anefa fa ho fotoana fihaviany orana isika rehefa kelikely eo.
Zany hoe fotoana fambolena ihany koa, famafazana, fanetsana vary.
Aza adino ary fa mbola misy foana ny vary mainty tsika, na masomboly izany, na Efa voatoto.
Ny vidiny tsy miova fa 25000ar/kg.
Hoanareo ao tana récupération tanjombato isakiny lakamisy, fa mila miconfirme commande alohany zay.
Ho anareo any ,mandefa manerana ny nosy izahay,.
Ary hoa tsika eto Tamatave kosa, dia manao livraison à domicile izahay.
Araraoty sahady ary fa rehefa tena fotoana fambolena tena sarotra ny ahitana azy.

034 60 402 95.

Androany sisa no farany ahafahantsika  manjifa ilay vary Mainty directe ety  mada.Kianja maki andohatapenaka.25000ar /kg
11/08/2024

Androany sisa no farany ahafahantsika manjifa ilay vary Mainty directe ety mada.
Kianja maki andohatapenaka.

25000ar /kg

Efa misy indray anie oa izy ity eee.Misy daholo na akotry na mainti mbary.Araraoty fa Efa kely ihany koa ny sisa na izan...
22/07/2024

Efa misy indray anie oa izy ity eee.
Misy daholo na akotry na mainti mbary.
Araraoty fa Efa kely ihany koa ny sisa na izany aza.
Mandefa express.
Afaka manao commande zao ihany koa, dia raisina eny mada.
Avance 10% raha raisina eny.

25000ar /kg.

Manahoana daholo eee✋Efa Tonga indray ny vary mainty ho antsika izay mbola tsy nahazo.Misy daholo na akotry na maintim b...
18/07/2024

Manahoana daholo eee✋

Efa Tonga indray ny vary mainty ho antsika izay mbola tsy nahazo.
Misy daholo na akotry na maintim bary😂

25000ar ny /kg.

Riz noirVous n'arrivez pas a vendre votre riz noir? Nous avons de nombreuses personnes qui nous contactent régulièrement...
17/06/2024

Riz noir

Vous n'arrivez pas a vendre votre riz noir? Nous avons de nombreuses personnes qui nous contactent régulièrement pour en avoir, en semences ou en fotsimbary. Nous pouvons vous aider a écouler vos stocks.

Venez nous joindre en mp ;)

J_2Eny zany mihaona eee!!!Stand numero:42.
23/04/2024

J_2
Eny zany mihaona eee!!!
Stand numero:42.

Manahoana daholo eee!!!.Araka ny fangatahana voaray,dia maro ianareo no te hijery mivantana ny masomboly hamidinay.Nohon...
18/04/2024

Manahoana daholo eee!!!.

Araka ny fangatahana voaray,dia maro ianareo no te hijery mivantana ny masomboly hamidinay.
Nohony halavirany toerana anefa dia tsy afaka .
Maro ihany koa no te hividy en ligne fa tsy afaka nohony halafosany frais de livraison,etsy andaniny zany ihany koa ny fisalasalana fa tsy misy akory ilay zavatra hamidy.
Ity ary misy fotoana maharitra 4 andro be izao izay ahafahanareo manararaotra manantona anay mivantana.
"Foire au plante" izay atao eo barea mahamasina ny 25 _28 avril hoavy izao.
Ankoatriny vary mainty sy ny vary riz rouge tamtam dia mbola misy masomboly maro ihany koa hoentinay .
Manantena ny fahatongavanareo ary !!!.

Riz noir / ça y est les récoltes sont là!Il y a 8 ans, je commençais la culture du riz noir, contre vents et marées. Ce ...
04/04/2024

Riz noir / ça y est les récoltes sont là!

Il y a 8 ans, je commençais la culture du riz noir, contre vents et marées.

Ce riz nous pose bien des soucis : une récolte faible, une paille très courte, une maturation non homogène.

Cependant, ce riz, très riche en anthocyanes, et au goût incomparablement parfumé, a trouvé de nombreux fans.

Si nous avions commencé avec 25g de semences a l'époque, je ne compte plus les tonnes produites depuis!

Notre riz est décortiqué en riz entier: la peau (riche en vitamines) et le germe (riche en protéines) ne partent pas dans l'apombomalemy pour les cochons mais reste ... Pour notre plus grand bonheur et notre santé.

20.000ar le kilo (akotry ou fotsimbary)

Venez nous retrouver au chat'o ce dimanche à ivato !
29/11/2023

Venez nous retrouver au chat'o ce dimanche à ivato !

02/11/2023

Bonjour a tous,

Suite à un déplacement de l'équipe Vary mainty et Semences madagascar masomboly gasy pendant 15 jours, nous ne prendrons pas de commandes durant cette période.

Merci de votre attention ;)

Address

Antsirabe

Telephone

+261324172301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vary mainty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vary mainty:

Share

Category