Shop Fefe

Shop Fefe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Fefe, Antsirabe Avaratra, Antsirabe.

Matsiro bé indray ireto atolotra anareo ireto aa ,Afaka miantso avy atrany aaaTel 032.45.854.75
03/03/2024

Matsiro bé indray ireto atolotra anareo ireto aa ,
Afaka miantso avy atrany aaa
Tel 032.45.854.75

10/02/2024

Inona ary no tianao atao amin'ny 14/02/24

Rehefa ilay somary miha-lavamolotra💋👄 iny Rafotsy dia ivimbino an'ireto anie izy fa tonga dia mitranga ny 32 dents e🤪Ale...
09/02/2024

Rehefa ilay somary miha-lavamolotra💋👄 iny Rafotsy dia ivimbino an'ireto anie izy fa tonga dia mitranga ny 32 dents e🤪
Alefa amin'ny vidiny mirary daholo ireo fa midira MP aa

❤️ FANTATRAO ve ireo fiantraikan'ny fambolen-kazo EO amin'ny FAHASALAMANTSIKA? 📌 Ny fambolen-kazo dia:💥  Manome fanatsar...
27/01/2024

❤️ FANTATRAO ve ireo fiantraikan'ny fambolen-kazo EO amin'ny FAHASALAMANTSIKA?

📌 Ny fambolen-kazo dia:
💥 Manome fanatsarana ny tontolo iainana,
💥 Miteraka FIAINANA ARA-TSOSIALY mirindra,
💥 Manatsara ny FAHASALAMANA,
💥 Manome tosika ho fanatsarana ny TOEKARENA.
Izany hoe mandray anjara amin'ny fampandrosoana maharitra.

📌 Tafiditra ao amin'ilay fomba fiasa «One Health» Na «une seule santé» ny fambolen-kazo.

SATRIA: Mifandray ny zavamananaina [FAHASALAMAN'NY BIBY] sy ny tontolo iainana [ZAVAMANIRY] izay iankinan'ny fahasalaman'ny tsirairay. Io ilay hoe: " fahasalamana IRAY".

📌 Inona no olana voavahan'io fomba fiasa io?

👉 Farafahakeliny 60% ny areti-mifindra amin'ny olombelona dia avy amin'ny biby.
👉 Maro ireo valanaretina niseho tao anatin'ny taona vitsivitsy nandalovantsika, toy ny vokatry ny covid-19, aretina Zika sy Ebola, n'y Dengue,... izay avy amin'ny biby izay vokatry ny asan’ny olombelona manimba ny tontolo iainana izay nanamora ny fiparitahan'ny otrikaretina indrindra ny fandripahana ala ka mampitombo ny fifandraisana misy eo amin'ny bibidia sy ny olombelona, ny biby fiompy ary ny olombelona, manampy amin'ny fifindran'ny aretina.

🎯 FARANY: ny fiovaovan'ny toetr'andro dia iray amin'ireo famantarana ny fahapotehan'ny tontolo iainana.
📌 Noho izany, azo fehezina ireo aretina azo avy amin'ireo bidy mamindra aretina [moka, parasy, voalaso, sy ny sisa maro] Izy ireo no niandohan'ny fipoiran'ny otrikaretina vaovao maneran-tany.

🎯 HAFATRA: ilaina ny mamerina an'i Madagasikara ho NOSY MAITSO, ka Mila tohizana ny FAMBOLEN-KAZO, ATSAHATRA ny DORO TANETY. ary indrindra indrindra, HAMAFISINA ny FANARAHA-MASO ireo hazo novolena.
Nadika manon-tolo tao amin'ny pejin'i Aina Fitia
Dr Manitra.

Tsy goûté alo ity fa torohevitra mahasoa 💝 Salama aby ôôô 👋Ndao indray alo mba hiresaka momba ny vohoka indray isika e ,...
22/01/2024

Tsy goûté alo ity fa torohevitra mahasoa
💝 Salama aby ôôô 👋
Ndao indray alo mba hiresaka momba ny vohoka indray isika e , ela ela izay e
👋 Inona avy ary ireo fambara fa efa ankaiky ho teraka ny vehivavy Bevoka 💖
Tsara ho fantatra dia izao ary
👉 Maro no nangataka ka indro indray ary. Ary ho fanampiana anareo, indrindra fa izay mbola vao Zaza voalohany miandry andro❤

🐾 IREO FAMBARA FA EFA AKAIKY HO TERAKA🐾
🤰 Matetika rehefa le miandry herinandro vitsivitsy alohan'ny iterahana:
-Miha ambany izay ny kibo ita avy aty ivelany
-Manomboka tsy maita tory intsony
-Mivonto ny tongotra
-Otrany hoe mavesatra be izany ny kibo
-Mipipy matetika be nefa kely fotsiny no mivoka
-Mavesabesatra ny valahana sy ny lamosina

🤰Andro vitsy na ora vitsy alohany iterahana dia ireto amin'izay no miseho:
-Misy tsiranoka madidy mandeha (Perte des bouchons muqueux) mety ho fotsy2 na marron, na mavo ny lokony.
-Marary manaintaina ambany foitra, mitovy anle tonga fadim-bolana ireny ary mamaly andamosina (Contraction)
Marary dia mijanona, miha mifanakaiky ary miha marary (Vrai contraction)
-Vaky ranondoha na rano madio hoy isika misy rano transparent mitosaka (Perte des eaux) eo dia manatona hôpital aingana.
Misy koa anefa efa tonga amin'ny tobi-pahasalamana vao vakiana ny rano madio

🚨🚨🚨🚨
-Indraindray misy zavatra mavomavo bedabe mivoka (manantona haingana hôpital fa mety efa ni-caca ao an-kibo ilay zaza)
-Misy rà na lio mivoka

⛔ Tadidio fa samy hafa ilay tsiranoka madity na perte des bouchons muqueux izay kely mivoaka sy ny ranondoha na poche des eaux⛔

❤ Raha miseho ireo fambara ireo dia omany daholy ny entana rehetra izay efa tokony vita kajy sy vita pirina 1volana alohany iterahana ary manatona hôpital ho tsapaina❤

🤰 Tadidio fa naturel tompoko ny fiterahana fa tsy aretina akory, noho izany saina fotsiny mila amboarina sy atao ambony morale🌵

Mba lazao ao amin'ny commentaire fambara niseho taminao

😇 Aza adino mivavaka alohan'ny zavatra rehetra🙏

Omeko Bisous daholo izay nahavaky e 😘👩🏻‍⚕️
Rasazy Felana
Abonnez-o ny page fa maro n'y torohevitra ho zaraina ato isan'andro

💝 Salama aby ôôô 👋Ndao indray alo mba hiresaka momba ny vohoka indray isika e , ela ela izay e👋 Inona avy ary ireo famba...

Te hi'Gouté, Ndao hi'Gouté ary e , Alefaso ny commande fa aterinay aaa, misy ny brochettes bœuf, misy koa ny poulet 🐔 aa...
14/01/2024

Te hi'Gouté, Ndao hi'Gouté ary e ,
Alefaso ny commande fa aterinay aaa, misy ny brochettes bœuf, misy koa ny poulet 🐔 aa ,
Aza misalasala miantso ny Tel: 034.34.278.66 na mandefasa MP a

Fahavaratra ny andro , azo atao foana ny manao goûté aa😊Matsiro nefa tsy lafo ny ato amin'ny NNdao hi'GoutéhNdao hi'Gout...
14/01/2024

Fahavaratra ny andro , azo atao foana ny manao goûté aa😊
Matsiro nefa tsy lafo ny ato amin'ny NNdao hi'GoutéhNdao hi'Gouté,
Afaka mametraka ny commande nareo ianareo .
GODROGODRO au COCO 🌴🥥
GODROGODRO au CANNELLE
Mhhhhh matsiro a😋
Alefaso alohany amin'ny 10h maraina ary ny commande-nareo e, dia aterinay manomboka amin 2 Ora tolakandro,
GODROGODRO entier 15.000ar
GODROGODRO 1/2 8.000ar
GODROGODRO. 1/4 4.000ar ,
Tel 034.34.278.66
Afaka miantso na mandefa MP a

10/01/2024

Amin'izao andro manoran-dava izao dia mahafaly anay ny manolotra goûter ho antsika e , alefaso mialoha ny commande fa aterinay ny tolakandro ee,

Address

Antsirabe Avaratra
Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Fefe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share