01/01/2026
Ry mpanjifa hajaina,
Tsy misokatra ny magasin MIOTISOA ny 31 Desambra 2025 hatramin'ny 04 janoary fa "congé annuel".
Manome fotoana anareo Indray izahay ny Alatsinainy 05 Janoary 2026.
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra 🙂