TSENA TSARA

TSENA TSARA MAHAZOARIVO AVARATRA (50m avaratry ny Fiangonana Adventiste) sy ANTSENAKELY (Face Vidy Varotra)

�� ZAVA-MISY:��

� Saucisse Spéciale: 15 000 Ar /kg
� Saucisse Pure Porc: 15 000 Ar /kg
� Steack Mariné: 17 000 Ar /kg
� Cotelette Mariné : 16 000 Ar /kg
� Echine de porc Mariné: 16 000 Ar /kg
� Crépinette: 16 000 Ar /kg
� Boulette Chinoise: 2 000Ar /sachet de 10
� BOULETTE DE VIANDE: 16 000 Ar /kg
� VIANDE HACHÉE BOEUF: 15 000 Ar /kg
� VIANDE HACHÉE PORC: 15 000 Ar /kg
� Fromage Gasy 4 000 Ar /pc

s
� Entrecôte de zébu: 15 000 Ar / kg
� POULET GASY nature (Morceau) : 19 000 Ar /kg
� Poulet de Chair Mariné (pistolet et/ou blanc) : 16 000 Ar /kg
� BROCHETTE DE ZEBU: 15 000 Ar /kg

�� MANDRAY COMMANDE SY AFAKA MANAO LIVRAISON KOA IZAHAY. ��

26/09/2025

Ho antsika mpanjifa hajaina,
Tsy misokatra ny Point de Vente-nay ety Antsenakely.
Ny eny Mahazoarivo kosa dia misokatra.
Afaka manao LIVRAISON foana izahay.
Antsoy ny 034 25 78282 raha hanao commande ianao.
Mankasitraka

♨️ Barbecue Grill ♨️                             👉 A LOUER 👈🫕 Ho anao izay tia hikarakara " Barbecue Party " !! 👉 Izahay...
04/03/2025

♨️ Barbecue Grill ♨️
👉 A LOUER 👈

🫕 Ho anao izay tia hikarakara " Barbecue Party " !!

👉 Izahay dia mampanofa ity " Barbecue Grill " ity.

🔴 Conditions:

✅ Raha mi-commande entana ato aminay ianao dia mahazo fihenam-bidy @ ny hofany.
✅ Transport A/R à la charge ny mpanofa

🍗 Ireto avy ny karazana entana afaka hanaovana BBQ ato aminay:

♨️ Brochettes de viande //Poulet
♨️ Entrecôte marinée
♨️ Saucisse Spéciale
♨️ Poulet en morceaux mariné (pistolet /aile)
♨️ Steack de zébu mariné
♨️ Tilapia Vidé
♨️ ... Etc

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka mandefa MP.

🔴 Toeram-pivarotanay:

✅ Antsenakely - Antsirabe
✅ Mahazoarivo Avaratra - Antsirabe

☎️ Tel: 034 25 78282

🔥🍗 POULET LAQUÉ 🍗🔥 miiisa 04 (efatra) DISPONIBLE rahampitso Sabotsy 28 Sept 2024  hariva @ 02 ora.Antsoy avy hatrany ny ...
27/09/2024

🔥🍗 POULET LAQUÉ 🍗🔥 miiisa 04 (efatra) DISPONIBLE rahampitso Sabotsy 28 Sept 2024 hariva @ 02 ora.

Antsoy avy hatrany ny : 034 25 78282 raha mila ianao.

Prix: 35 000 Ar /Pièce
fans

🔥🍗 POULET LAQUÉ 🍗🔥 miiisa 04 (efatra) DISPONIBLE rahampitso Sabotsy 28 Sept 2024  hariva @ 02 ora.Antsoy avy hatrany ny ...
27/09/2024

🔥🍗 POULET LAQUÉ 🍗🔥 miiisa 04 (efatra) DISPONIBLE rahampitso Sabotsy 28 Sept 2024 hariva @ 02 ora.

Antsoy avy hatrany ny : 034 25 78282 raha mila ianao.

Prix: 35 000 Ar /Pièce
fans

🔥 Saucisse Chinoise 🥘Mafilotra ery .... Hitanao ato @ fivarotanay:👉 Antsenakely👉 Mahazoarivo Avaratra🫕 Fomba fandrahoan'...
01/08/2024

🔥 Saucisse Chinoise 🥘

Mafilotra ery ....

Hitanao ato @ fivarotanay:
👉 Antsenakely
👉 Mahazoarivo Avaratra

🫕 Fomba fandrahoan'azy:
👉 Andrahoana @ rano kely fotsiny (⛔ fa tsy hendasina @ menaka ⛔). Miteraka menaka izy rehefa ritra ny rano, dia iny no henendasan'azy.

💥 Afaka atao:
👉 Tsakitsaky
👉 Loaka
👉 Tetehina madinika dia atao ao anaty Riz Cantonnais, Mine-Sao, Lasopy, Bol Renversé....
👉 Afaka andrahoana miaraka @ Vary Sosoa na Vary @ anana ihany koa.

Aza misalasala, tsidio ny pejinay. Tsindrio ny 👍 na aboneo dia maharaka ny karazan'entana rehetra amidinay ianao



Iza moa ilay mbola tsy nanandrana? ....🥩🍗🍲🫕Points de Vente:👉 Mahazoarivo.Avaratra👉 Antsenakely📱Tel: 034 25 78282Photos r...
20/07/2024

Iza moa ilay mbola tsy nanandrana? ....🥩🍗🍲🫕

Points de Vente:
👉 Mahazoarivo.Avaratra
👉 Antsenakely

📱Tel: 034 25 78282

Photos réels:

🎄🎀 MISOKATRA TONTOLO ANDRO ho antsika ny tranombarotra eny :👉 Mahazoarivo Avaratra👉 Antsenakely✅ Rahampitso Alahady 24 s...
23/12/2023

🎄🎀 MISOKATRA TONTOLO ANDRO ho antsika ny tranombarotra eny :

👉 Mahazoarivo Avaratra
👉 Antsenakely

✅ Rahampitso Alahady 24 sy 31 Desambra 2023.

Ny tranombarotra dia mirary fety sambatra sahady ho antsika rehetra. 🎀🎄
-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_-_

🎄🎁 Nous vous informons que nos Points de Vente à:

👉 Mahazoarivo Nord
👉 Antsenakely

Seront ouverts TOUTE LA JOURNÉE,

✅ Demain, Dimanche 24 et Dimanche 31 Décembre 2023

D'ore et déjà, nous vous souhaitons de passer de bonnes fêtes. 🎁🎄

Address

Antsirabe
110

Opening Hours

Monday 07:30 - 19:00
Tuesday 07:30 - 19:00
Wednesday 07:30 - 19:00
Thursday 07:30 - 19:00
Friday 07:30 - 19:00
Saturday 07:30 - 19:00
Sunday 07:30 - 00:30

Telephone

+261342578282

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TSENA TSARA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share