Hena Be Boucherie

Hena Be Boucherie Votre Boucherie du coin, disponible ร  la livraison ๐Ÿฅฉ๐Ÿ–๐Ÿ—
Le comptoir fermier d'Antsirabe ๐Ÿงบ๐Ÿฅš๐Ÿ—

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿณ: "Inona ny laoka?"๐Ÿ‘จ:"Tsy haiko!"๐Ÿ˜… Raha leo io resaka isan'andro io ianao dia efa voavahanay ny olana!๐Ÿง† Toto-kena bou...
22/06/2026

๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿณ: "Inona ny laoka?"
๐Ÿ‘จ:"Tsy haiko!"

๐Ÿ˜… Raha leo io resaka isan'andro io ianao dia efa voavahanay ny olana!

๐Ÿง† Toto-kena boulettes de viande
๐Ÿฅฌ Ro matsatso
๐Ÿฅ• Lasary karaoty

Laoka maimaika!

Toto-kena: 20 000ar/kg ๐Ÿท๏ธ๐Ÿ’ฐ

Hena Be Boucherie
Livraison partout ร  Antsirabe ๐Ÿ›ต ๐Ÿ“ฆ
๐Ÿ  Point de vente: Mahazoarivo Nord Antsirabe
๐Ÿ“ž +261 38 83 725 25

Valin'ny lalao โ€ผ๏ธ๐ŸฅณArahabaina i Mme Lalaina Mahefa nahazo ny loka.Manasa azy hifandray aminay amin'ny mp ho an'ny fangala...
22/06/2026

Valin'ny lalao โ€ผ๏ธ๐Ÿฅณ
Arahabaina i Mme Lalaina Mahefa nahazo ny loka.
Manasa azy hifandray aminay amin'ny mp ho an'ny fangalana izany.
Mankasitraka antsika rehetra izay nilalao ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ

๐Ÿงบ๐ŸฅฉMitady hena vaovao, madio ary tsara kalitao? Hena Be Boucherie  no vahaolana ho anao!Tsy mila mihetsika ao an-trano fa...
17/06/2026

๐Ÿงบ๐ŸฅฉMitady hena vaovao, madio ary tsara kalitao? Hena Be Boucherie no vahaolana ho anao!
Tsy mila mihetsika ao an-trano fa aterinay ๐Ÿ›ต๐Ÿ“ฆ

โœ… Afaka mamatsy hotely na Olon-tsotra ๐Ÿ’ข
โœ… Hena voafantina tsara isan'andro ๐Ÿ’ฏ
โœ… TSARA LANJA โœ”๏ธ
โœ… Livraison manerana an'Antsirabe ๐Ÿ›ต

๐Ÿ“ฅ Ataovy dieny izao ny commande-nao fa vonona hanome fahafaha-po ho anao izahay

Hena Be Boucherie
๐Ÿ“ž 038 83 725 25
๐Ÿ  MAHAZOARIVO NORD

โšฝ๐Ÿ”ฅ"๐Œ๐€๐’๐Š๐ˆ๐“๐€ ๐๐„ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐ฒ ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ฒ ๐š"๐Ÿ˜…Rehefa samy hiari-tory ihany, asio tsaky izy io โ€ผ๏ธ๐Ÿก๐ŸฅฉAlefaso dien'izao ny commande ho a...
16/06/2026

โšฝ๐Ÿ”ฅ"๐Œ๐€๐’๐Š๐ˆ๐“๐€ ๐๐„ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐š๐ค๐ฒ ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ž๐ง๐ฒ ๐š"๐Ÿ˜…
Rehefa samy hiari-tory ihany, asio tsaky izy io โ€ผ๏ธ

๐Ÿก๐ŸฅฉAlefaso dien'izao ny commande ho an'ny GRANDS MATCHS rehetra ๐ŸŸ๏ธ๐Ÿ’ฏโšฝ

Afaka atao tetika izay mety aminao: VAVENTY na MANJINIKA ๐Ÿ’ข

Prix efa marinรฉs sy efa misy tahony io an! โ™จ๏ธ
Manatono miaraka amin'ny AKAMA sy ny FIANAKAVIANA sisa dia parรฉรฉรฉรฉ! ๐Ÿ’ฏ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ

โš ๏ธ Offre sur commande
๐Ÿ“ฆ Livraison sur Antsirabe
๐Ÿ  Rรฉcupรฉration en point de vente

Hena Be Boucherie
๐Ÿ“ Mahazoarivo Nord Antsirabe
๐Ÿ“ž +261 38 83 725 25

๐ŸŽ๐Ÿ‘”GIVEAWAY: FETIN'NY RAY ๐ŸŽฉ๐Ÿ’™Milalao miaraka aminay fa mety ianao no tsara vintanaโ€ผ๏ธ๐Ÿฅฉ๐Ÿ– ๐‡๐„๐๐€ 1๏ธโƒฃ๐Š๐†* ๐Ÿฅฉ๐Ÿ– be izao ny loka! Vak...
16/06/2026

๐ŸŽ๐Ÿ‘”GIVEAWAY: FETIN'NY RAY ๐ŸŽฉ๐Ÿ’™
Milalao miaraka aminay fa mety ianao no tsara vintanaโ€ผ๏ธ

๐Ÿฅฉ๐Ÿ– ๐‡๐„๐๐€ 1๏ธโƒฃ๐Š๐†* ๐Ÿฅฉ๐Ÿ– be izao ny loka!

Vakio tsara ary ireto fitsipika manaraka ireto ๐Ÿฅฐ
๐Ÿ”ธ Asio rรฉaction ity publication ity
๐Ÿ”ธAsao ny namanao 4 hilalao
๐Ÿ”ธInviteo ireo namanao hanaraka ny pejy (+capture ao amin'ny commentaire)
๐Ÿ”ธPartageo eo amin'ny mur-nao (mode public ho hiatanay) ity publication ity

Fandraisana anjara 1 isakin'ny compte 1

Mifarana ny Sabotsy 20 Jona @ 12 ora atoandro ny lalao ๐ŸŽฏ

โš ๏ธRรฉcupรฉration eny amin'ny point de vente irery ihany ny Alahady 21 Jona amin'ny 8ora ka h@ 12 ora atoandro

๐Ÿ›‘ Attention: Mila arahina avokoa ny fitsipika rehetra

* Afaka misafidy na Hena-kisoa na Hen'omby โ€ผ๏ธ

Hena Be Boucherie
๐Ÿ“ž +261 38 83 725 25
๐Ÿ  Mahazoarivo Nord Antsirabe

๐Ÿ’ฏ๐Ÿค™ Bonne nouvelle ! ๐Ÿฅฉ๐Ÿ”ฅAprรจs de nombreuses perturbations liรฉes ร  notre numรฉro, celui-ci est de nouveau opรฉrationnel ๐Ÿ’ฏ : +...
13/03/2026

๐Ÿ’ฏ๐Ÿค™ Bonne nouvelle ! ๐Ÿฅฉ๐Ÿ”ฅ
Aprรจs de nombreuses perturbations liรฉes ร  notre numรฉro, celui-ci est de nouveau opรฉrationnel ๐Ÿ’ฏ : +261 38 83 725 25 ๐Ÿ“ž๐Ÿ’ข

Nous nous excusons pour le gรชne occasionnรฉe! ๐Ÿ™

On a hรขte de reprendre contact avec vous ๐Ÿคฉ๐Ÿ“ฅ

Hena Be Boucherie
"La boucherie qui vous facilite la vie!"
โ˜Ž๏ธ +261 38 83 725 25
๐Ÿ  Mahazoarivo Nord Antsirabe

๐Ÿฅฉ๐Ÿ”ฅ ๐Œ๐„๐๐” ๐‡๐„๐๐€ ๐๐„ ๐๐Ž๐”๐‚๐‡๐„๐‘๐ˆ๐„ ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ’ขMitady hena tsara kalitao ve ianao? Ho an'ny sakafo an-trano sa barbecue miaraka amin'ny fia...
13/03/2026

๐Ÿฅฉ๐Ÿ”ฅ ๐Œ๐„๐๐” ๐‡๐„๐๐€ ๐๐„ ๐๐Ž๐”๐‚๐‡๐„๐‘๐ˆ๐„ ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ’ขMitady hena tsara kalitao ve ianao? Ho an'ny sakafo an-trano sa barbecue miaraka amin'ny fianakaviana sy namana? โ™จ๏ธ๐Ÿฅฉ๐Ÿ—

Hena Be Boucherie dia mamatsy hena vaovao sy matsiro ho anao isan'andro! ๐Ÿฅฉ

๐Ÿฅฉ Hena omby
๐Ÿ– Hena kisoa
๐ŸŒญ Saucisses sy brochettes
๐Ÿ”ฅ Viandes prรฉparรฉes

โœ”๏ธ Vidiny mirary
โœ”๏ธ Hena vaovao isanโ€™andro

๐Ÿ“ฆ Livraison 2000ar (en ville- Antsirabe)
๐Ÿ Point de vente Mahazoarivo Afovoany (au sud de la soif d'aujourd'hui)

๐Ÿ‘‰ Hena Be Boucherie ๐Ÿงบ
๐Ÿ“ž +261 38 83 725 25

๐Ÿฅฉ ๐๐”๐„๐‹ ๐Œ๐Ž๐‘๐‚๐„๐€๐” ๐‚๐‡๐Ž๐ˆ๐’๐ˆ๐‘ ? ๐Ÿค”๐Ÿ”ฅChez Hena Be Boucherie , on ne vend pas juste de la viandeโ€ฆ๐Ÿงบ๐ŸฅฉOn vous conseille le morceau PAR...
28/02/2026

๐Ÿฅฉ ๐๐”๐„๐‹ ๐Œ๐Ž๐‘๐‚๐„๐€๐” ๐‚๐‡๐Ž๐ˆ๐’๐ˆ๐‘ ? ๐Ÿค”๐Ÿ”ฅ
Chez Hena Be Boucherie , on ne vend pas juste de la viandeโ€ฆ๐Ÿงบ๐Ÿฅฉ
On vous conseille le morceau PARFAIT selon votre plat ๐Ÿ‘Œ

๐Ÿ’กAstuce de boucher ๐Ÿ”ช๐Ÿฅฉ
Plus la cuisson est longue โฉ choisissez un morceau ร  mijoter.
Cuisson rapide โฉ morceau tendre.

๐Ÿ‘‰ Chez Hena Be, on vous aide ร  choisir selon votre budget et votre recette. โœ…

๐Ÿ“ Viande fraรฎche
๐Ÿ“ Dรฉcoupe ร  la demande
๐Ÿ“ Qualitรฉ au rendez-vous

๐Ÿ›ต๐Ÿ’จ ๐‹๐ข๐ฏ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐จ๐ง ๐ฃ๐จ๐ฎ๐ซ๐ง๐š๐ฅ๐ข๐žฬ€๐ซ๐ž
๐Ÿ  Mahazoarivo Nord Antsirabe
+261 38 83 725 25

Mampalehelo anakahyyy ๐Ÿฅฒ๐Ÿ˜‚Mba asiana sangisangy koa indraindray sa ahaona hoy nareo?Fa manao livraison foana izahay ka ๐Ÿงบ๐Ÿ›ต๐Ÿ ...
23/02/2026

Mampalehelo anakahyyy ๐Ÿฅฒ๐Ÿ˜‚
Mba asiana sangisangy koa indraindray sa ahaona hoy nareo?

Fa manao livraison foana izahay ka ๐Ÿงบ๐Ÿ›ต

๐Ÿ  Point de vente Mahazoarivo Ampivoany au sud de la soid d'aujourd'hui

Hena Be Boucherie
+261 38 83 725 25

16/02/2026

Aiza isika mpankafy Hena Be ? ๐Ÿฅฉ๐Ÿฅ“ Mazoto ve isika raha ho asiana lalao kely eto amin'ny pejy? ๐Ÿคฉ

Address

Mahazoarivo Nord
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hena Be Boucherie posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share