SBS Open Book Course

SBS Open Book Course page you can find a open book that you can follow when the sbs is running

Anisan'ny formation tsara raha resaka fitarihana no resahinaTsidiho ny tranokalaYouthimpact.ywam.wsRaha mila andinindini...
23/01/2025

Anisan'ny formation tsara raha resaka fitarihana no resahina
Tsidiho ny tranokala
Youthimpact.ywam.ws
Raha mila andinindininy maro

Celebrating my 7th year on Facebook. Thank you for your continuing support. I could never have made it without you. 🙏🤗🎉
06/01/2025

Celebrating my 7th year on Facebook. Thank you for your continuing support. I could never have made it without you. 🙏🤗🎉

[ Malagasy -> English ]Shalome daholoNy ekipan’ny SBS Campus Ministry dia mikarakara Seminera amin’ny Desambra ho avy iz...
11/11/2022

[ Malagasy -> English ]

Shalome daholo
Ny ekipan’ny SBS Campus Ministry dia mikarakara Seminera amin’ny Desambra ho avy izao.
Hiara hijery ny toerana izay nanoratan’i Paoly ireo taratasy ireo isika, fony izy voafonja.
Ary hiara-hijery ireo “Principe-n’Andriamanitra” izay hitantsika avy ao anatin’ireo taratasy nosoratany tany am-ponja ireo.
Aoka tsy ho diso anjara ianao! Ny toerana dia voafetra ho 50 ihany 😉

Shalom to everyone -
SBS Campus Ministry Team is preparing SBS Seminar on December.
We would like to visit the prison where Paul wrote letters.
And we will meet God’s principle throughout the books written in the prison.
Don’t miss it! The place is only for 50 people 😉

04/01/2022
09/03/2021

Salama daholo
Fantantsika ihany ny zava-misy eto amin'ny firenena manoloana ny aretina COVID-19

Nefa na izany aza dia mahafaly anay, ny hizara boky miaraka aminareo

Araka izany, ireto no fepetra mipetraka
- Arovava orona
- Alefaso hafatra aminay ny boky tianao atrehina (satria tsy maintsy mametra toerana ihany izahay)
- Milaza mialoha mba ahafahana mandamina, ny amin'ny fahafahana na koa raha misy tsy fahafahana tampoka.

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka atao foana ny miresaka.

Fiadanana.
(Ireto no boky efa viya: filemaona, Galatiana, efesiana, marka, lioka, asan'ny apostoly, 1Tesaloniana)

Are you considering to do SBS Campus Ministry Madagascar on 2021 but still you have not taken the application form?Pleas...
19/11/2020

Are you considering to do SBS Campus Ministry Madagascar on 2021 but still you have not taken the application form?
Please message us.
We can send you the application form.
Still you have 10 days for filling it out ;)

21/08/2020

Stand together with us in prayer and message us for anything you feel you received from God, Bless you

Manasa anao hiara-hivavaka aminay, ary aza mosalsala mandefa sy mizara izay voarainao avy amin'Andriamanitra. Ho tahiana hatrany anie...

09/04/2020

Te hampahery no te hamporisika antsika rehetra ao anatin'izao confinement izao hazoto hamaky sy handinika tenin'Andriamanitra,
Raha misy fanontaniana, na zavatra ilanao (reo) fanampiana dia aza atao sakana izany ary aza misalasala manontany na ao amin'ny commentaire koa aza na hafatra miafina, fa hanampy anao amin'izay azonay anampiana anao izahay.

I want to encourage and challenge you, during this lock down to read, meditate and why not learning the Bible.
If there is thing you don't understand or question, or help you need, do not hesitate to ask in the comment or messaging, we would love to help you.

Don't waste your time
Aza ariana ny fotoananao.

Bless you.

23/03/2020

Fiadanana anie ho anao
Peace be with you
Que la paix du seigneur soient avec vous.

Address

Lot VB 30 CD AMBATOROKA
Antananarivo
101

Telephone

+261328206709

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SBS Open Book Course posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category