Iryna 🏠🪴 Ny kanto sy ny hanitra ho an’ny tokatranonao 🪞🏡
☎️ 033 76 427 17

🔴 STOCK ÉPUISÉ 🔴
21/06/2026

🔴 STOCK ÉPUISÉ 🔴

🔴 1 koa ity sisa amin’ny prix promo 🔴
🏷 12 000 Ar

🌸 Bol en mélamine 🌸🏷 15 000 Ar🛵 Livraison possible📍 Récupération Soavinimerina📱 033 76 427 17
21/06/2026

🌸 Bol en mélamine 🌸
🏷 15 000 Ar

🛵 Livraison possible
📍 Récupération Soavinimerina
📱 033 76 427 17

🌸 Ensemble de couvert en inox (tahony en ceramique) 🌸✅ tsy mora folaka fa matevina tsara✅ tsy mora miofo na misy tsirona...
21/06/2026

🌸 Ensemble de couvert en inox (tahony en ceramique) 🌸
✅ tsy mora folaka fa matevina tsara
✅ tsy mora miofo na misy tsirona vy
✅ mafy tsara no mavesatra tsara

🏷 50 000 Ar le lot

🛵 libraison possible
📍 Récupération soavinimerina
📱033 76 427 17

🔴 ARRIVAGE 🔴 Ensemble 3 pots scellés argentéHauteur : 32 - 11 - 18 cmDiamètre : 8 cm🏷 45 000 Ar🛵 Livraison possible📍 Réc...
21/06/2026

🔴 ARRIVAGE 🔴
Ensemble 3 pots scellés argenté
Hauteur : 32 - 11 - 18 cm
Diamètre : 8 cm
🏷 45 000 Ar

🛵 Livraison possible
📍 Récupération Soavinimerina
📱 033 76 427 17

Ny ray dia ilay andrin-tsambo iankinan’ny tokantrano, ilay hery mangina miaro sy manoro lalana anay isan’andro. Fa indri...
21/06/2026

Ny ray dia ilay andrin-tsambo iankinan’ny tokantrano, ilay hery mangina miaro sy manoro lalana anay isan’andro. Fa indrindra, izy no mampisy dikany sy mameno hafaliana ny "Trano fonenana", ka manova izany ho lasa "Akafy feno fitiavana".

Androany, tianay ny hiteny tsotra fotsiny hoe: Misaotra dada. Misaotra amin’ny fahafoizan-tena, ny tamberi-pikitra, ary ny fitiavana tsy lany ritra ho an’ny fianakaviana.

Tratry ny Fetin’ny Ray ianareo dada sarobidy rehetra! Mirary andro feno fahasalamana sy fahasambarana ho anareo izahay. ✨

🔴 1 koa ity sisa amin’ny prix promo 🔴🏷 12 000 Ar
03/06/2026

🔴 1 koa ity sisa amin’ny prix promo 🔴
🏷 12 000 Ar

🔴 Stock épuisé jusqu’au re-stock 🔴
03/06/2026

🔴 Stock épuisé jusqu’au re-stock 🔴

🔴 1 sisa juqu’au re-stock 🔴🏷 29 500 Ar 1 carton de 3 moules
03/06/2026

🔴 1 sisa juqu’au re-stock 🔴
🏷 29 500 Ar 1 carton de 3 moules

Address

Sabotsy Namehana
Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Iryna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share