Clash Mode

Clash Mode Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Clash Mode, Shopping & retail, Antananarivo.

🤎sac Hermes Birkin 30cmAvec Référence et numéro de série Sans défaut150.000ar 😊😍
27/03/2026

🤎sac Hermes Birkin 30cm
Avec Référence et numéro de série
Sans défaut
150.000ar 😊😍

11/02/2026

Noho ity andro ratsy ity dia mihemotra rahampitso ny livraison ka mialan-tsiny tompoko 🙏🙏🙏

📢 ARRIVAGE 📢Sac Friperie  prix à partir de 20.000Ar  👜💼🥰Détail sur chaque commentaire😊🫶👇👇Mp pour passer votre commande 💯...
10/02/2026

📢 ARRIVAGE 📢
Sac Friperie prix à partir de 20.000Ar 👜💼🥰
Détail sur chaque commentaire😊🫶👇👇
Mp pour passer votre commande 💯
Livraison possible à partir de 3000 ar🛵

10/02/2026

Arrivage luxe indray androany izay mazoto mipartage mahazo cadeau tsara be 😍🥰

Arrivage sac frip 😍 👇👇👇
09/02/2026

Arrivage sac frip 😍 👇👇👇

02/02/2026

Misaotra anao aho Jesosy 🙏😍
dia mankasitraka anareo cliente ihany ko 🥰

SAC FRIPERIE QUALITÉ👛👜💼  DISPONIBLESModel unique 👇👇👇     ❌Très bon état 😊❌ Prix abordables ❌Quantité limitée......Mp pou...
01/02/2026

SAC FRIPERIE QUALITÉ👛👜💼 DISPONIBLES
Model unique 👇👇👇


❌Très bon état 😊
❌ Prix abordables
❌Quantité limitée......

Mp pour confirmer
Contact 0380771787
WhatsApp 0348203347

31/01/2026

Arrivage mipoaka be ...😍😍😍

29/01/2026

RECETTE PAKOPAKO AU COCO

Ampiarahina amin'ny maskita aminizao fety izao

ZAVATRA ILAINA :

- farine 500g
- sira 1 sotrokely
- lait de coco 1 vera na mihoatra kely
Menaka anendasana azy

FIKARAKARANA AZY:

- atao ambony latabatra ny lafarina dia lavahana eo afovoany ary araraka ao ny rononom-boanio antsasany aloha sy ny sira dia afangaro tsikelikely sy volavolaina tsara mandrapaha tonga azy ho henjana tsara dia atao boribory

- azo ampiana lafarina raha malemy loatra na ampiana rononom-boanio raha tsy mitambatra tsara. Rehefa vita dia avela hilona 1h de temps eo na mihoatra.

- Rehefa izay, dia maka paty kely dia atao boribory amin’ny tanana ary kosehina amin’ny “rouleau” na tavoahangy ho fisaka manify tsara.

FAHANDRO AZY :

- Hafanaina ny menaka betsaka dia endasina , vetivety dia masaka ary mibotsika izy ity rehefa masaka.

NB: hanina amin’ny lasary cocombre sy voatabia voakiky nasiana voasary makirana + akoho natono na hena saosy na trondro endasina, na legioma fotsiny.

Tout à 15.000ar 👇👇👇
04/12/2025

Tout à 15.000ar 👇👇👇

26/11/2025

Tena mifona aho amin'ny entana izay tsy tratrany livreur androany , tohizana rahampitso tena mifona 🙏🙏🙏

Address

Antananarivo

Telephone

+261348203347

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Clash Mode posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Clash Mode:

Share