08/02/2023
🌅🌃🌃🌅MOUSTIQUAIRE POP UP MOBILE🌅🌅🌃🌃
😴Te atory am-pilaminana
😡Leo ny kaikitry ny mouka
🤚Aok'izay ny fampiasana odi-moka fa tsy mety amin'ny fahasalamana
☄️☄️Atolotray Prix Mada ho anao ity "MOUSTIQUAIRE POP UP PLIABLE ET MOBILE AVEC HOUSSE DE RANGEMENT"ity:
👄Mora ampiasaina
👄Afaka oentina mandende raha sendra misy dia aleha ( 🏥manao garde amin'ny hopital , 🏖️vacance ,🏘️seminaire , 🏕️scout ,...)
👄Maivana ary auto debout
👄Misy loko maro azo isafidianana
🆕🆕Misy notice miaraka aminy manoro ny fomba fampiasa azy🆕🆕
🎉1 place : 47 000 ar
🎉2 places : 52 000 Ar
⏩⏩MAROBE IREO AFA PO KOA AZA MISALASALA ARY MAKA ATY AMINAY⏪⏪
Couleur : marron , bleu
✨Contact 034 12 921 60