Zazah MDG

Zazah MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zazah MDG, Shopping & retail, Antananarivo.

Aleo zarina miborosy nify dieny mbola kely ny zaza mba tsy ampijalin'ny areti-nify ao aorina ao.Brosse a dents an-jazake...
29/08/2025

Aleo zarina miborosy nify dieny mbola kely ny zaza mba tsy ampijalin'ny areti-nify ao aorina ao.
Brosse a dents an-jazakely ,silicone,malefaka tsara,
5 000ar ny piece
032 40 428 76

Fitaovan-jazakely isankarazany,aza misalasala mandefa mp fa vonona ny handray anao izahay,Frais de livraison:manomboka a...
19/08/2025

Fitaovan-jazakely isankarazany,aza misalasala mandefa mp fa vonona ny handray anao izahay,
Frais de livraison:manomboka amin'ny 3 000ar
Mandefa any amin'ny faritra ihany koa
032 40 428 76

Mbola misy hatrany ireto fitaovana zazakely ireto,aza misalasala miantso na mandefa mp manao commande,manao livraison,ma...
18/08/2025

Mbola misy hatrany ireto fitaovana zazakely ireto,aza misalasala miantso na mandefa mp manao commande,manao livraison,mandefa any amin'ny faritra ihany koa
032 40 428 76

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay,ireto ny fitaovan-jazakely ilaina amin'ny fiainana andavanandro,aza misalas...
11/08/2025

Faly miarahaba antsika rehetra indray izahay,ireto ny fitaovan-jazakely ilaina amin'ny fiainana andavanandro,aza misalasala mandefa ny commande ao amin'ny mp
Manao livraison,mandefa any amin'ny faritra rehetra
032 40 428 76

30/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Prisca Elodie, Iantefantsoa Anaëlle, Ravahiny Gilbert, Haritiana Santini, Ny Ony Tina, Tojolalaina SF, Miantsa Felana, Myri Narisoa, Jamie Lopez, Gâter Edena Fitii, Marcellah Ginnah, Anah Elience

Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe hanova ny fiainako tanteraka ny tire-lait. Fa tena izany no nitranga. 😇❣️Tamin’ny 3 ma...
28/07/2025

Tsy nieritreritra mihitsy aho hoe hanova ny fiainako tanteraka ny tire-lait. Fa tena izany no nitranga. 😇❣️

Tamin’ny 3 maraina izay vao natory i zazah, izaho kosa mbola taitra teo, mangina ny manodidina, mitroka ronono irery eto am-pandrina. 🥲😵‍💫 Vizana tanteraka, ny volo misaritaka, efa rendremana… fa feno fitiavana. 🥹❤️‍🔥

Tsy fitaovana fotsiny ilay tire-lait kay.
🔹 Izy no nanampy ahy nanohy nampinono, na dia nisy ratra aza (crevasses).
🔹 Izy no nanome fotoana kely hialana sasatra, indraindray mba hakana aina.
🔹 Izy no nanampy an’i dada hanana anjara amin’ny fikarakarana sy hanorina ilay fifamatorana mamikely (complicité).
🔹 Izy koa no nahatonga ahy nitomany — noho ny harerahana… nefa feno fankasitrahana.

Tonga saina aho hoe ny fitiavana dia tsy midika hoe miezaka irery, fa mahay mitady fanampiana koa -- na dia machine aza. 🫡🙏💓

Ary ianao ? Inona no traikefa niainanao tamin’ny tire-lait ? 😉
Sarotra ? Mahafaly ? Nahasoa ? Zarao aminay fa tsy irery ianao 💬👇

🩵 N'essentielle - L'essentiel pour vous et votre trésor 🩵

Tongasoa eto amin'ny page zazah MDG,sokafana tsirairay ny sary fa efa mipetaka eo ny vidin'entana.Manao livraison izahay...
26/07/2025

Tongasoa eto amin'ny page zazah MDG,sokafana tsirairay ny sary fa efa mipetaka eo ny vidin'entana.
Manao livraison izahay ary mandefa any amin'ny faritra rehetra
Contact:032 40 428 76

🚨 SAKAFO 5 MANAMPY AMIN’NY FITERAHANA MORA 🚨Ry reny mitondra vohoka, fantatrao ve fa mety hisy fiantraikany amin’ny fite...
25/07/2025

🚨 SAKAFO 5 MANAMPY AMIN’NY FITERAHANA MORA 🚨

Ry reny mitondra vohoka, fantatrao ve fa mety hisy fiantraikany amin’ny fiterahanao ny sakafo fihinanao?
Ireto àry ny sakafo 5 tokony hohanina hanampiana amin’ny fiterahana mora kokoa :

🥑 Avoka : Manankarena magnésium, manampy amin’ny fialan-tsasatra amin’ny hozatra sy fampihenana ny adin-tsaina.
🍌 Akondro : Misy potassium izay manamafy ny contraction amin’ny fiterahana.
🌰 Dattes : Fantatra fa manafaingana ny fiterahana sy manampy hampihena ny halaviran’ny fotoana fiterahana.
🧄 Tongolo gasy : Manatsara ny fivezivezen’ny rà sy miomana amin’ny fanokafana ny vozon’ny tranon-jaza.
💧 Rano be : Ny fisotroana rano ampy dia manampy hisorohana ny havizanana sy ny hozatra mitranga tampoka.

👉 Zarao amin'ny reny mitondra vohoka iray mba hahafantarany an’ireto torohevitra ireto.

💬 Fantatrao ve ireto fika ireto?

Zarao mba hanampiana ireo vehivavy bevohoka hafa.



Aerosol portable
23/07/2025

Aerosol portable

23/07/2025

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zazah MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share