Mi vente en ligne

Mi vente en ligne Bonjour �� abonnés vous 🥺🥰
Toujours ouvert même le dimanche 🥺
Tel:0388113668
Mandefa entana en gros sy en detaille 🤭
Misy friperie ihan koa a 🥰

30/06/2026

salama ooo arrivage bomba be leresty eee😍😋 maka +5 pc mahazo prix de gros 🙃
mp fa vitsy ny stock 😍

Arrivage @ zao fety izao indray ee🇲🇬🇲🇬😎🎉 Tena hoe tsara hoaaa🥺 ensemble joging ALO 100% coton matevina tsara  🎈.tena hoe...
19/06/2026

Arrivage @ zao fety izao indray ee🇲🇬🇲🇬😎🎉 Tena hoe tsara hoaaa🥺 ensemble joging ALO 100% coton matevina tsara 🎈.tena hoe ALO tokoa ah 🥺
mp aingana fa vitsy kely ireto 🥺♥️
jp 30.000 ar daholo 🎁
prix cadeaux ah
mp ar mandefa faritra izahay 🎉😉

12/06/2026
12/06/2026

mety anao live malabary kely tsika fa miomakomana daholo 🥰 à partir de 7.000 ar de mahazo ah 😍
misy ho andehibe kou ah😍

11/06/2026

ito ar ilay videooo🥰

Efa nanomana cadeaux ho any papa ve ianareo 🥰?🎁Efa kely ne sisa e♥️ireto misy cadeaux tena tsara be 😎 Tena hoe mihaja ke...
11/06/2026

Efa nanomana cadeaux ho any papa ve ianareo 🥰?🎁
Efa kely ne sisa e♥️
ireto misy cadeaux tena tsara be 😎
Tena hoe mihaja kely ee 🎇
patalo classic pour Papa 😘 taille rehetra 😜misy couleur maro be 👀Prix tena cadeaux be mihintsy 🎁🪅 afaka mandefa en gros kou izahay ah❤mandefa @ faritra kou izahay ,🤩 manao livraison izahay 😍
mp aingana fa sode lany eo ndray🫢

Arrivage mafana be ooo🥵🥵 betsaka ianareo no nanontany tao @ mp hoe rahoviana no misy ho any zaza 😍ka efa tonga ary izy z...
09/06/2026

Arrivage mafana be ooo🥵🥵 betsaka ianareo no nanontany tao @ mp hoe rahoviana no misy ho any zaza 😍ka efa tonga ary izy zao de tandremo tara eo anh 😍
joging hoan'ny zaza 1ans à 10 indray ooo mety tsara @ zao andro mangitsy izao🥶
😍 jereo zay mety fa tonga ny fetyyy😋🇲🇬
prix bojo be ah 😍
mp na miantso avy hatrany @ laharana 0388113668 😍 vitsy kely ny stock 😇 Mbola tsy nisy varoboba be otranizao tao anatin'ny 60 taona ah 🇲🇬🥺
mandefa any faritra ihany ko izahay 😍

Misaotra betsaka @ fahatokisana anay 😍 tena faly aho 🥰misaotra anle olona naka maro 🥰 mahalafosa be de aza ela vola tomp...
05/06/2026

Misaotra betsaka @ fahatokisana anay 😍 tena faly aho 🥰
misaotra anle olona naka maro 🥰 mahalafosa be de aza ela vola tompoko🤑 eto foana izahay vonona anome fahafahampo anareo rehetra 🤩 mitohy hatrany commande☺️

aleo ragah asintsika kilalao kely indray 😍 fa otrany mangingina anh😘 izay milalao ihany no mahazo anh🫢🥰gouter 2.000 ar h...
05/06/2026

aleo ragah asintsika kilalao kely indray 😍 fa otrany mangingina anh😘 izay milalao ihany no mahazo anh🫢🥰gouter 2.000 ar ho anizay tsara vintana anh😍
Misy condition 🤗:
asio reaction ny pub antsika ♥️
asio j'aime ny pejy 👍
abonnéo ny page ary partageo 🎈
Manasa namana 5 ilalao🎁 soraty eo @ coms hoe omeo gouter 🥰
zay mahafeno fepetra no mahazo ah😍
⛔tsy mety compte fake ⛔
alefaso fa sode enao no tsara vitana ee😉 ny fisarihana ny anaty live foana 😍

Address

Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi vente en ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share