Parapharmacies - Mes Potions MDG

Parapharmacies - Mes Potions MDG Ampasanimalo en face restaurant Tendm

🍀Produits PARAPHARMACEUTIQUE 🍀DERMO-COSMETIQUE 🍀 LABORATOIRE EUROPÉEN 🍀 BIO 💯
Recommandé par 100% des médecins dermatologues de France et Madagascar❤️

👉🏻authentique agréé par le ministèrede santé publique.

🍀Mahatsiaro mavesatra, marary na vizana ny tongotra rehefa hariva?🍀    ☝️Mety ho famantarana ny tsy fahatomombanan'ny fi...
06/08/2026

🍀Mahatsiaro mavesatra, marary na vizana ny tongotra rehefa hariva?🍀
☝️Mety ho famantarana ny tsy fahatomombanan'ny fikorianan'ny ra izany.

VEINOFLUX® avy amin'ny Arkopharma dia manampy:
✅ Hanatsara ny fikorianan'ny ra (circulation veineuse).
✅ Hampihena ny fahatsapana tongotra mavesatra sy reraka.
✅ Hanamaivana ny tsy fahazoana aina ateraky ny varice.
✅ Hanome fahatsapana tongotra maivana sy mahazo aina isan'andro.

📍 Mes Potions MDG - Parapharmacie
📞 +261 38 26 634 23

🍀HANALA PANDA SA HANAFOTSY HODITRA TAREHY?🍀HANALA TACHE TSY METY AFAKA?Produits haut de gamme fabriqué par le laboratoir...
06/08/2026

🍀HANALA PANDA SA HANAFOTSY HODITRA TAREHY?🍀HANALA TACHE TSY METY AFAKA?

Produits haut de gamme fabriqué par le laboratoire NOREVA 🇫🇷 FRANCE.

Résultat visible dès deux semaines d’utilisation.

- Manala ny tache pigmentaire ( panda - melasma)
- Manafotsy ny hoditava
- Manadio ny faritra mainty amin’ny tarehy.

Misy karazany roa:
WHITE TRIO A (intense)
WHITE TRIO D (anti- depigmentant et unifiant)

Efficace et garantie, recommandé par les médecins dermatologues.

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile 🏡

Contactez : 034 63 699 15

🍀 AROVY SY KARAKARAO NY HODITRY NY TAREHINAO ISAN'ANDRO! ☀️💙Mitady crème visage sady manalefaka no miaro amin'ny masoand...
06/08/2026

🍀 AROVY SY KARAKARAO NY HODITRY NY TAREHINAO ISAN'ANDRO! ☀️💙

Mitady crème visage sady manalefaka no miaro amin'ny masoandro VE IANAO ?
?

Safidio ny CeraVe Crème Hydratante Visage SPF 50!

✨ Tombony:
✅ Manome hamandoana maharitra ny hoditra. ✅ Miaro amin'ny taratry ny masoandro (UVA sy UVB SPF 50).
✅ Manamafy ny fiarovan'ny hoditra noho ny 3 céramides essentiels.
✅ Misy Niacinamide sy Vitamine E hanampy hampitony sy hiaro ny hoditra.
✅ Tsy misy parfum ary tsy manentsina mason-koditra (non-comédogène).
✅ Mety ho an'ny hoditra ara-dalàna ka hatramin'ny maina, eny fa na dia hoditra saro-pady aza.

💙 Ataovy isan'andro alohan'ny hivoahana mba hiarovana ny hoditrao amin'ny taratry ny masoandro sy hitazonana azy ho salama sy malefaka.

📍 Mes Potions MDG - Parapharmacie 📞 +261 38 26 634 23

🍀SOMARY TARAIKY VE NY ZANAKAO ANY AMPIANARANA? Hanala fanadinana, Hanao Formation, Hiatrika Fianarana mafy?🍀TSY MAHATADI...
05/08/2026

🍀SOMARY TARAIKY VE NY ZANAKAO ANY AMPIANARANA? Hanala fanadinana, Hanao Formation, Hiatrika Fianarana mafy?

🍀TSY MAHATADIDY ZAVATRA (mémoire)
🍀TSY MANANA HERIN-TSAINA HIANATRA
🍀MORA STRESSER NA MIKORONTANA NY SAINA

Manampy ny ankizy sy tanora haranin -tsaina - hatadidy zavatra- hanana résistance mentale - hanana concentration betsaka ( fifantohana)
Produits 💯 Bio et Naturel, sans effet secondaire, tsy misy fiakinandoha na dépendance.
Produisé par le Laboratoire ArchoPharma France 🇫🇷

Afaka manantona ny Parapharmacie Mes potions na livraison à domicile.
Adresse : Ampasanimalo en face Restaurant Tendm

Contactez : 034 63 699 15

🍀TE HANDOKO VOLO FA MATAHOTRA? 🍀 COLORATION VÉGÉTALE, tsy moina,ilay ela be ireny vao mandray, efficace be ny résultat 👌...
05/08/2026

🍀TE HANDOKO VOLO FA MATAHOTRA? 🍀 COLORATION VÉGÉTALE, tsy moina,ilay ela be ireny vao mandray, efficace be ny résultat 👌nefa ny volo tsy simba vao maika soigné ❤️

COLOR & SOINS ( Laboratoire Les 3 Chênes) France 🇫🇷.
Mety amin’ny bevohoka.
Mety amin’ny mampinono.
Sans Ammoniaque - sans Paraben - sans Resorcine.

👉🏻Coloration mandray tsara sady permanent fa tsy vao sasaina dia miala, afaka atao ao antrano ihany, respectena tsara fotsiny ny temps de pause atao ela dia Asiana daholo ny volo rehetra 👌

🍀Prix promotion : 45 000 ariary ( 1 boîte)- raha matevina be ny volo dia aleo boîte 2.

Contactez : 034 63 699 15

👉🏻Couleur disponible aux photos.
Marron - noire - Blonde - Rouge .

Afaka manantona n’y parapharmacie mes Potions na manao livraison à domicile.

🍀 TACHES TSY METY AFAKA ?🍀  - RIDULES - TACHES 🫟 👉🏻Efa nampiasaina daholo izao karazana produits rehetra izao? Lany vola...
05/08/2026

🍀 TACHES TSY METY AFAKA ?🍀 - RIDULES - TACHES 🫟

👉🏻Efa nampiasaina daholo izao karazana produits rehetra izao? Lany vola sady lany fotoana sady vao Maika simba ny tarehy.
👉🏻Manombok’izao produit dermo-cosmetique ampiasaina, izany hoe ny médecins dermatologues mihitsy no mi recommander hampiasa an ireto produits ireto.
👉🏻Mila sûre fotsiny hoe authentique ilay ampiasaina fa efa misy copie koa dia vao Maika loza, aza matin’ny mora, aleo pharmacie na parapharmacie toa anay no hividianana❤️

🌿NOREVA TRIO WHITE XP anti-taches (France)
✔ Manala taches mainty sy pentina amin’ny tarehy
✔ Mampamirapiratra sy mampitovy loko ny hoditra
✔ Manampy amin’ny fanadiovana sy fanatsarana tarehy
✔ Hoditra madio sy mamiratra kokoa

🇫🇷 Produits fabriqués en France
👩‍⚕️ Recommandé par les dermatologues

Garantie et authentification vérifiable par code QR.

🚚 Livraison partout à Madagascar

📞 Commande & Infos : 034 63 699 15

Récupérable chez Parapharmacie Mes potions Ampasanimalo

MANANA TAREHY MITERAKA  MENAKA BE VE IANAO ? ARY TE HANALEFAKA TAREHY? 🍀✨ CeraVe Hydratant Oil Control no vahaolana ho a...
05/08/2026

MANANA TAREHY MITERAKA MENAKA BE VE IANAO ? ARY TE HANALEFAKA TAREHY? 🍀
✨ CeraVe Hydratant Oil Control no vahaolana ho anao !
✔ Manome hamandoana ny hoditra mandritra ny tontolo andro
✔ Mampihena ny famokaran-menaka be loatra amin'ny tarehy
✔ Manampy amin'ny fisorohana ny mony sy ny pores misokatra
✔ Tsy mampiraikitra na mampamirapiratra be ny tarehy
✔ Mety amin'ny hoditra menaka sy hoditra mora misy mony
🌿 Ahitana Ceramides sy Niacinamide izay manampy amin'ny fiarovana sy fampitoniana ny hoditra.

😊 Mahatonga ny tarehy ho malefaka, madio ary voalanjalanja tsara.

🍀Produits PARAPHARMACEUTIQUE 🍀DERMO-COSMETIQUE 🍀 LABORATOIRE EUROPÉEN 🍀 BIO 💯
Recommandé par 100% des médecins dermatologues de France et Madagascar❤️
📍Mes Potions MDG -+261 34 63 699 15📍

🍀✨

🍀EFA SOMARY MANGATSIAKA IZAO NY ANDRO 🥶 , Raha tsentina foana ny oron’ny ankizy kely, misy ranon-delo foana, farina ny t...
04/08/2026

🍀EFA SOMARY MANGATSIAKA IZAO NY ANDRO 🥶 , Raha tsentina foana ny oron’ny ankizy kely, misy ranon-delo foana, farina ny tenda, mikohaka lava tsy mety mijanona na alina na atoandro ny ankizy na lehibe.☝️

🍓Sirop Sedatuxyl par le laboratoire 3Cpharma de France.

Composition 💯 naturelle, sans antisthaminique, sans corticoïdes.

Sady prévention no traitement.

Afaka ampiasaina manomboka amin’ny zaza 3 taona sy lehibe.

Sirop 💯 Bio et Naturel sans produit chimique, sans colorant, sans édulcorant, sans effet secondaire.

(efficacité garantie)

Produits authentique vérifiable.

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile.

Contactez : 034 63 699 15

Adresse : Parapharmacies - Mes Potions MDG Tsiadana akaikin'ny espace Dera 📍

🍀TSY METY MATORY MIHITSY? DISO MIASA SAINA LOATRA?LASA MARARY LAVA?🍀Tadidio fa ny tsy fahampiatorimaso no mahatonga ny o...
04/08/2026

🍀TSY METY MATORY MIHITSY? DISO MIASA SAINA LOATRA?LASA MARARY LAVA?

🍀Tadidio fa ny tsy fahampiatorimaso no mahatonga ny olona ho antitra vetivety,
Miongotra ny volo, Marary lava, Mihena ny lanja, tsy manana saina mifantoka, ratsy be ny tarehy vao jerena.

Arcko Relax extra fort sommeil par Laboratoire ARCKOPHARMA en France 🇫🇷

Mahazo torimaso bonne qualité et réparateur 8H
Sans effet secondaire et sans dépendance
💯 naturel et sans produit chimique.

Assuré et efficacité maximale ☝️🍀

Afaka manantona ny parapharmacie mes potions na livraison à domicile 🏡

Contactez : 034 63 699 15

Adresse : Parapharmacie mes potions Tsiadana akaikin'ny espace Dera 📍

🍀MANANA HODITRAO MAINA , MAROKOROKO,NA MISY FARITRA MATEVINA VE IANAO ? 🍀✨ CeraVe Crème Anti-Rugosités dia crème manokan...
04/08/2026

🍀MANANA HODITRAO MAINA , MAROKOROKO,NA MISY FARITRA MATEVINA VE IANAO ? 🍀
✨ CeraVe Crème Anti-Rugosités dia crème manokana natao hanalefahana sy hanalefaka ny hoditra marokoroko sady manome hamandoana lalina mandritra ny fotoana maharitra.
✅ Manalefaka ny hoditra marokoroko
✅ Mampihena ny fahamainana sy ny fiketronan'ny hoditra
✅ Manome hamandoana maharitra
✅ Manampy amin'ny fanarenana ny fiarovana voajanaharin'ny hoditra
✅ Tsy misy parfum ary mety amin'ny hoditra saro-pady
🌿 Ahitana Céramides 3 tena ilaina, Urée, ary Acide Salicylique izay manampy amin'ny fanalana ireo sela maty sy fanalefahana ny hoditra.
💙 Raha maniry hoditra malefaka, salama ary voakarakara tsara ianao dia safidio ny CeraVe Crème Anti-Rugosités.
📍 Adresse : Tsiadana à côté de l'espace Dera
🍀 Mes Potions MDG - PARAPHARMACIE 🍀
📞 +261 34 63 699 15
💙✨

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Parapharmacies - Mes Potions MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share