13/04/2026
đ Salama daholo Tompoko, Efa Disponible indray ny Omega fa alefaso ny commande đ
â
OMEGA 3
Ny asany dia:
¡ Manatsara ny fikorianâny ra any aminâny ati-doha Manadio ny Système cardio vasculaire
¡ Mampatsora ny ra
¡ Manatsara ny fikorianâny ra ao aminâny vatana
¡ Misakana ny mety ho fiakaran'ny tosi-dra tampoka sy ny aretinâny fo
¡ Mandanjalanja ny tahan'ny menaka ao amin'ny ra (cholesterol)
¡ Mikarakara ny taovam-pandevonankanina
¡ Mikarakara ny taovam_pisefoana
¡ Manatsara ny sela ao aminâny ati-doha
¡ Manatsara ny fitadidiana ary ny fahitanâny maso
_ Mikarakara indrindra ny lalan_dra madinika ao amin'ny fo, atidoha, ary maso Misoroka ny cancer sy ny areti_maso
¡ Natao ho anâny olona rehetra
Fatrany : 1 maraina -1 hariva (alohanâny sakafo)
Apetraka aminâny toerana maina tsara ary azo antoka
Raha mahaliana anao dia antsoy ny laharana 0349165122 na tongava mp fa vonona hifanampy aminao izahay Tompoko