Elit Vente en ligne d'article de second main à petit prix.

📣📣"savoka tantely" tsisy fangarony 5kgs sisa ato, alefa 25.000ar/kilos📣📣
04/03/2025

📣📣"savoka tantely" tsisy fangarony 5kgs sisa ato, alefa 25.000ar/kilos📣📣

📣📣Savoka tantely 🐝🐝 (Cire d'abeille), mbola misy kelikely tavela 7kg ho an'ireo izay mbola tsy nahazo📣📣.Vidiny 30.000ar/...
10/11/2024

📣📣Savoka tantely 🐝🐝 (Cire d'abeille), mbola misy kelikely tavela 7kg ho an'ireo izay mbola tsy nahazo📣📣.
Vidiny 30.000ar/Kg
Manao livraison 3.000ar
Afaka miantso 0346971605

20/02/2024
Prêt pour l'île Maurice✈️.Misaotra Veronica Lai Kim👍, cliente mahafatra-po🥰 @ fanjifana ny vita Malagasy🇲🇬 hatrany na ts...
05/09/2023

Prêt pour l'île Maurice✈️.
Misaotra Veronica Lai Kim👍, cliente mahafatra-po🥰 @ fanjifana ny vita Malagasy🇲🇬 hatrany na tsy eto an-toerana aza.

Mahafa-po👍 hatrany ny manjifa ny vita Malagasy sady vokatra 💯 natoraly, vita avy @ savoka tantely 🐝🐝, menaka zavamaniry ...
22/03/2023

Mahafa-po👍 hatrany ny manjifa ny vita Malagasy sady vokatra 💯 natoraly, vita avy @ savoka tantely 🐝🐝, menaka zavamaniry isankarazany 🧅🌿 ary vitamine. "Fikoloana volo", misy ireo manjifa hatrany ivelany (France, Maurice, Canada, Moscou, États-Unis).
Mamaha olana ho antsika manana volo mihintsana, tsy mety lava, manify, misy sola, maina, tapatapaka😌.
👉200ml : 30.000ar
👉50ml : 10.000ar
Manao livraison sy mandefa any @ faritra

Mbola hanaovan'ny vavikely👭@ fety🎊🌲⛄🎉 ihany ireto mahafatifaty 🤩😍 ireto
18/11/2022

Mbola hanaovan'ny vavikely👭@ fety🎊🌲⛄🎉 ihany ireto mahafatifaty 🤩😍 ireto

Izao akaiky fety Zao🌲🎊⛄🎉 ireto misy akanjo mafatifaty 😍🤩 ho an'ny vavikely 👭
18/11/2022

Izao akaiky fety Zao🌲🎊⛄🎉 ireto misy akanjo mafatifaty 😍🤩 ho an'ny vavikely 👭

Spéciale vavy kely 👭👭 indray o, mafatifaty kely daholo💕💕
30/10/2022

Spéciale vavy kely 👭👭 indray o, mafatifaty kely daholo💕💕

Lobaka lahy kely 👬 tsara kely daholo💕  5.000ar ny vidiny, eo @ sary tsirairay ny taona
30/10/2022

Lobaka lahy kely 👬 tsara kely daholo💕 5.000ar ny vidiny, eo @ sary tsirairay ny taona

Jupe mafatifaty kely ❤️💚💙 daholo, misy culotte na short anatiny.Efa eo @ sary ny taille sy ny prix
05/10/2022

Jupe mafatifaty kely ❤️💚💙 daholo, misy culotte na short anatiny.
Efa eo @ sary ny taille sy ny prix

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elit posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share