Charcuterie matsiro

Charcuterie matsiro Vente En gros et Details avec livraison vente charcuterie

🔥🥩 PROMOTION LIMITÉE – PACK MINI CHARCUTERIE ! 🥩🔥😋 Petit format, grande saveur !Matsiro • Madio • Kalitao ❤️🐷 PACK MINI ...
17/08/2026

🔥🥩 PROMOTION LIMITÉE – PACK MINI CHARCUTERIE ! 🥩🔥

😋 Petit format, grande saveur !
Matsiro • Madio • Kalitao ❤️

🐷 PACK MINI PUR PORC – MISY KISOA
🥩 Mortadelle pur porc – 200 g
🥩 Mortadelle mélange – 200 g
🍖 Pâté – 200 g

🌿 PACK MINI SANS PORC – TSY MISY KISOA
🥩 Mortadelle bœuf – 200 g
🍗 Mortadelle volaille – 200 g

💥 22 000 Ar / PACK 💥

⏰ PROMOTION LIMITÉE !
⚠️ Quantités limitées — aza miandry ela vao manao commande!

🚚 Livraison azo atao arakaraka ny toerana.

❤️ Ho an’ny petit-déjeuner, sandwich, goûter na sakafo ao an-trano.

🛒 KAOMANDY IZAO !
📩 Mandefasa message privé

✨ Charcuterie matsiro ho an’ny sakafo kalitao sy faly ao an-trano !

La mortadelle est une charcuterie à base de viande, souvent assaisonnée avec des épices. Sa valeur nutritionnelle varie ...
26/07/2026

La mortadelle est une charcuterie à base de viande, souvent assaisonnée avec des épices. Sa valeur nutritionnelle varie selon la marque, mais en moyenne pour 100 g :
Énergie : 300 à 330 kcal
Protéines : 14 à 16 g
Lipides : 25 à 28 g
Glucides : 1 à 3 g
Sodium (sel) : 1,5 à 2 g
Fer : environ 1 mg
Vitamine B12 : présente en quantité intéressante

Points à retenir
✔️ Source de protéines et de vitamine B12.
✔️ Apporte de l'énergie.
⚠️ Riche en matières grasses et en sel : il est préférable de la consommer avec modération, surtout en cas d'hypertension ou de régime pauvre en sel.

Pour un repas plus équilibré, accompagnez la mortadelle de légumes, de pain complet ou d'une salade.

Raha tsy te hivoaka n'y trano ianao dia afaka manatitra tsakitsaky ho anao izahay, toy ny :- brochette - pomme de terre ...
09/07/2026

Raha tsy te hivoaka n'y trano ianao dia afaka manatitra tsakitsaky ho anao izahay, toy ny :
- brochette
- pomme de terre frite
- sns

- Afaka mi commande zava-pisotro ihany koa

Mp Ary o

N'y mortadelle anie oa tsara rehefa hohanina ampahendrena e.SATRIA :🥩Manankarena proteina izy io izay ilain'ny nofo sy n...
08/07/2026

N'y mortadelle anie oa tsara rehefa hohanina ampahendrena e.
SATRIA :
🥩Manankarena proteina izy io izay ilain'ny nofo sy ny taova sasany

🥩Manankarena vitamina B, zinc, fer, phosphore izay ilain'ny taolana, ny fiforonan'ny rà

🍔Mañana tsiro miavaka mampilelamolotra

🍔Afaka anaovana sakafo maro be

Vacances izao n'y Andro dia noana 🍔lava ny ankizy Rehefa vory miaraka ny mpianakavy isaky n'y faran'ny herinandro dia ts...
08/07/2026

Vacances izao n'y Andro dia noana 🍔lava ny ankizy
Rehefa vory miaraka ny mpianakavy isaky n'y faran'ny herinandro dia tsy te hivoaka fa makà aina ao antrano

Izahay dia afaka :
- manatitra goûter any antrano
- manatitra tsakitsaky isan-karazany
- manatitra zava-pisotro any antrano no jus naturel izany na jus star sy izay zava-pisotro tinareo

MBA hahafahanao mihanoka tsara anaty fiarahana amin'ny fianakaviana, izahay dia afaka manampy anao amin'ny fanaterana 🛵n...
24/06/2026

MBA hahafahanao mihanoka tsara anaty fiarahana amin'ny fianakaviana, izahay dia afaka manampy anao amin'ny fanaterana 🛵ny tsakitsaky sy ny zava- misotro ilainao any antrano. Midira mp malaky Ary o

23/06/2026

🧑‍🤝‍🧑 Mahafinaritra ery n'y miaraka amin'ny fianakaviana rehefa Ilay tsy miasa iny.
🥩Izahay dia afaka manatitra tsakitsaky sy zava-pisotro hiarahan'ny fianakaviana miaraka.

Raha Mila fanazavana fanampiny dia midira mp na miantsoa ny 034 28 128 52

🌿Raha tsy te hivoaka n'y trano ianareo mianakavy Kely nefa te hiaraka mitsakotsako sy miala hetaheta.🪴Izahay dia afaka m...
23/06/2026

🌿Raha tsy te hivoaka n'y trano ianareo mianakavy Kely nefa te hiaraka mitsakotsako sy miala hetaheta.
🪴Izahay dia afaka manatitra tsakitsaky sy zava-pisotro any aminao

🍔Ataovy miavaka hatrany ny fiarahana amin'ny fianakaviana🍔Mañana hery hafa mampiavaka azy ny mortadelle ato aminay satri...
21/06/2026

🍔Ataovy miavaka hatrany ny fiarahana amin'ny fianakaviana🍔
Mañana hery hafa mampiavaka azy ny mortadelle ato aminay satria mitondra fihavanana eo amin'ny mpianakavy sy ny mpinamana
🍔Mañana tsiro miavaka Ho tsaron'ny vavanao isa-minitra
🍔Mbola frais tsara no amidinay aminao noho izany mila mi commande 2 Andro milohan'ny livraison
🍔Afaka hanaovana sakafo marobe
🍔Mandefa any amin'ny faritra sy ETO antananarivo izahay

Araraoty fa mahazo surprise izay mividy hatramin'ny faran'ny volana

📱Miandry anareo ao amin'ny mp izahay na miantsoa ny 034 28 128 52

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261342812852

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Charcuterie matsiro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share