16/04/2026
✨ FISAORANA SY FANKASITRAHANA ✨
🟦🟨 GOZ ELEC TECH 🟨🟦 dia maneho fisaorana feno ho an’ireo clients rehetra izay nametraka fahatokisana taminay tamin’ny installation électrique du bâtiment.
Ny fahatokisanareo no hery manosika anay hanohy hanome service matihanina, azo antoka ary maharitra.
📢 Mbola misokatra hatrany izahay amin’ny asa rehetra mikasika :
✔ Installation électrique bâtiment
✔ Dépannage sy entretien
✔ Mise en conformité
✔ Conseil technique
👉 Raha mila service azo antoka sy haingana ianao, aza misalasala mifandray aminay.
⚡ GOZ ELEC TECH – Ny herinaratra azo itokisana ! ⚡
📞 Contact : 034 28 124 25 / 037 26 424 14
📧 Mail : [email protected]
📍 Lieu : Antananarivo