RUBIS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from RUBIS, Antananarivo.

"🌟 La fierté des parents, l’amour pour votre bébé 💎 Des articles rares et élégants, précieux comme votre trésor 👶❤️ Offrez-lui le meilleur avec Rubis ✨"

👗Habillement, jouets, parapharmacie👞

Baby care KIT❌15. 000 ar ❌Aleo akia maman mbà hitokana ny fitaovan'ny harenakely fa tsy mifandimby amintsika lehibe Ah! ...
25/11/2025

Baby care KIT
❌15. 000 ar ❌
Aleo akia maman mbà hitokana ny fitaovan'ny harenakely fa tsy mifandimby amintsika lehibe Ah! 😍

Ardoise magique, tsy mila la craie sy éponge ❌8.000 ar ❌Fotoanan'ny révison izao, tena ilaina ity ❤
25/11/2025

Ardoise magique, tsy mila la craie sy éponge
❌8.000 ar ❌
Fotoanan'ny révison izao, tena ilaina ity ❤

25/11/2025

Coucou daholo ☺
Nandalo tsy fahasalamana kely tao ho ao dia izao indray vao afaka miasa zareo fa hialana tsiny a!
💋

Mini lisseur mandeha courant 💋❌ 10.000 ar ❌Mety amin'ny volon'ankizy na lehibeAraraoty fa mandalo ihany
25/11/2025

Mini lisseur mandeha courant 💋
❌ 10.000 ar ❌
Mety amin'ny volon'ankizy na lehibe
Araraoty fa mandalo ihany

4 sisa ilay panti16.000 ar ireo izay manao Jp voalohany mahazo azy 😍
28/10/2025

4 sisa ilay panti
16.000 ar ireo izay manao Jp voalohany mahazo azy 😍

Tsy maintsy hitady Assistante ihany za raha izao no mitohy ☺Hay kay moa efa sabotsy androany, fizarana crédit an'izay be...
25/10/2025

Tsy maintsy hitady Assistante ihany za raha izao no mitohy ☺
Hay kay moa efa sabotsy androany, fizarana crédit an'izay be point t@ erinandro 😱
Hialana tsiny fa tara eh!! , tsy araka intsony 😅🙂
Izy 2 vavy indray no nahazo crédit ary 😍
Ao amin'ny mp maman Ah! 😘
Miora Fitahiana
Ni Rina
Bonne nuit daholo 💋

Tee-shirt vrai cotonAfaka personnalisé-na arak'izay sary na soratra tinao 😍25.000 ar tsy mandoha frais de livraison 🙂Rah...
25/10/2025

Tee-shirt vrai coton
Afaka personnalisé-na arak'izay sary na soratra tinao 😍
25.000 ar tsy mandoha frais de livraison 🙂
Raha couple dia 45.000 ar ny 2
Na célibataire na couple na famille na fikambanana dia azonay hanamboarana daholo ❤
2 jours après commande dia livraison 💞

Mividy kapa 1= livraison gratuiteEfa tena mafana ny andro fa kapa maivana hanaovana 😍❤20.000 ar nefa mihaja sy mahafatif...
25/10/2025

Mividy kapa 1= livraison gratuite
Efa tena mafana ny andro fa kapa maivana hanaovana 😍❤
20.000 ar nefa mihaja sy mahafatifaty sady ilay tsy be mpanana an!! 💞
Pointure: 36 à 40
Couleur : ireo amin'ny sary 💋
Vitsivitsy ihany fa alefaso dieny izao ny commande

GRATUIT daholo ny livraison raha mividy amin'ireto elo mahafatifaty ireto 😍Antonona anaty poketra, miaro amin'ny masoand...
23/10/2025

GRATUIT daholo ny livraison raha mividy amin'ireto elo mahafatifaty ireto 😍
Antonona anaty poketra, miaro amin'ny masoandro sy ny orana ❤❤
Prix: 20.000 ar

Bonsoir daholo 😍Ity indray ny valin'ny lalao antsika t@ erinandro Ataovy foana zay hazahoana point dia tour- nao ny maha...
18/10/2025

Bonsoir daholo 😍
Ity indray ny valin'ny lalao antsika t@ erinandro
Ataovy foana zay hazahoana point dia tour- nao ny mahazo @ erinandro ee!! 💋
Bon week-end 😘

Ataontsika ❌ SOLDE ❌ amin'izay ireto vitsy kely iretoTee-shirt 10.000 ar ( maka +2: 9.000 ar) Panti 5.000 ar ( maka +2: ...
14/10/2025

Ataontsika ❌ SOLDE ❌ amin'izay ireto vitsy kely ireto
Tee-shirt 10.000 ar ( maka +2: 9.000 ar)
Panti 5.000 ar ( maka +2: 4000 ar)
Manao livraison hatrany

❌Sac de maternité ou Voyage 30.000 ar❌Couleur: Vert ou RoseDimension: 60*40 cm
13/10/2025

❌Sac de maternité ou Voyage 30.000 ar❌
Couleur: Vert ou Rose
Dimension: 60*40 cm

Address

Antananarivo

Telephone

+261344932969

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RUBIS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share