article pour tous

article pour tous Vente en ligne

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌIreo 1ere Dame teto Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌSary Indrana
17/10/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌIreo 1ere Dame teto Madagascar ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Sary Indrana

๐Ÿ“ Izy no Premiรจre Dame Malagasy vaovao, Ramatoa Elisa RANDRIANIRINA, vadin'ny filoham-panjakana Kolonely Michaรซl RANDRIA...
17/10/2025

๐Ÿ“ Izy no Premiรจre Dame Malagasy vaovao, Ramatoa Elisa RANDRIANIRINA, vadin'ny filoham-panjakana Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA.

HOTRIZAO NY HIRANY BASTA LION (COLOMBIAN) REFA HOVAINA AMINY TENY MALAGASY Intro :Ny ankizivavy tena izy sady mafana beM...
29/03/2025

HOTRIZAO NY HIRANY BASTA LION (COLOMBIAN) REFA HOVAINA AMINY TENY MALAGASY

Intro :
Ny ankizivavy tena izy sady mafana be
Mahavita mi-bal tsy mila averina indray
Selecta, omeo hafanana bebe kokoa
Fa hanao dancehall aho, tiako izany !

Refrain :
Big bumper Colombian (x2)
West Indies, Caribbean

Couplet 1 :
Mandihiza aminโ€™ny six thirty
Ampiakaro ny vatanao, tsy hoe mbola virijiny ity
Tiako mahita anao mitsiky toy izao
Shatta style, mafana be any Colombia
Sรดmanโ€™ny Malagasy, olona rehetra lasa adala
Style hafa indray, izaho manao somana toa azy ireo
Real Don Dada indray ! Nataonay indray
Badness sound mafana be aminโ€™ny gr**go city
Rum pum pum pum
Ampiakaro ny vatanao baby, ataovy ambany be
Mijanรฒna tsara fa tsy hoe mankaleo
Wha gwan dada, Hell Ville Town

Refrain :
Big bumper Colombian
West Indies, Caribbean

Couplet 2 :
Afo mirehitra, blazer
Ny ankizivavy rehetra mandihy, mirehitra
Ity dia tena may be, badman blazer
Badman mahery, matahotra azy ireo
Ayayay
Andao ianao mandihy baby
Ataovy tsara legny
Pure dancehall, avoahy aminโ€™ireo ta***te ireo
Original style mafana avy aminโ€™ny Kingston city
Tsy mankaleo fa tena original ity !
Awh !

Refrain :
Big bumper Colombian
West Indies, Caribbean

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 04 ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ผ 01 ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ  #๐—–๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ฟ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ป๐˜†  #๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ, tamin'ity andro faha...
19/03/2025

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—ก๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ถ๐˜€๐—ฎ 04 ๐—ป๐—ผ๐—ต๐—ผ 01 ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—น๐—ผ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป'๐—ถ #๐—–๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ณ๐—ฟ๐—ถ๐—พ๐˜‚๐—ฒ ๐—ป๐˜† #๐—•๐—ฎ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ, tamin'ity andro fahadimin'ny lalao fifanintsanana handraisana anjara amin'ny ity.
๐Ÿค—๐—”๐—›๐—ข๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—›๐—œ๐—ง๐—”๐—ก๐—”๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—Ÿ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ข?


๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Yaya ๐Ÿ’ชBarea ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
19/03/2025

Yaya ๐Ÿ’ช
Barea ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Izy 02 mirahalahy ireto no tena nahavariana tokoa .โญTena voafehin'i Coutier tanteraka ny ao afovoany,mahay mitazona baol...
19/03/2025

Izy 02 mirahalahy ireto no tena nahavariana tokoa .

โญTena voafehin'i Coutier tanteraka ny ao afovoany,mahay mitazona baolina sady manana vision,tena manana isika manana azy.

โญNahazo vodilaharana vaovao isika dia i Harisson, mahatoky tena tanteraka,calme tsy mikorapaka izy maka baolina,na dia izy irery aza ny ao aoriana dia maka baolina tsy taitra mihitsy.

Texte copie

ยฉ Laurent Pejy Ofisialy

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when article pour tous posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share