10/11/2025
🖐️🖐️coucou daholo👀🗣️
Hiresaka kely momba an'ity produit ity zah fa tena tsarabe😻
😍"VASELINE"👍.
izy io a Dia💁 *-mety hosorana @ tarehy*
💁*-mety hosorana @ vatana*
💁*-mety hatao *
💁*-mety hatao *
💃_Manala tâche noire
💃_cernes
💃_Manalefaka oditra
💃_Molotra maina na vakivaky
💃_Manala vakivaky
💃_Demaquillant malefaka
💃_Masque manazava tarehy
💃_Manala vergeture
Misy karazany 5 zao dispo ato aminay: COCO butter, ALOE, ORIGINAL.
Akotran'izay manana special ho an'zazakely🧑🍼 sy ny lehilahy🧔 izahay.
koa ho an'izay liana Dia afaka manao commande.
Misy ny 50ml, 100ml