Tsara bango

Tsara bango Coiffure et esthétique

Promotion be  Manao volo finition steampod produits amlay tsara  na lava na fohy na olioly na tsotra volonao dia 10000ar...
07/02/2023

Promotion be
Manao volo finition steampod produits amlay tsara na lava na fohy na olioly na tsotra volonao dia 10000ar daholo😱eny akyy
👉🏻Soins du visage complet produits authentiques terre rouge afaka tasitasy rehetra eny oa andramo nge e produits miracle ny terre rouge sady natoraly 30000ar
👉🏻Pause Faux ongles+ vernis permanent izay loko tiana 10000ar
👉🏻Pause vernis permanent 5000araza adino fa efa tonga ny bain long hair efficace arakizany anarany dia sady manakava no mitsambo izy a base cire d abeille plus 7 huile différents 50 ml 13000ar tongava maro fa ny ahafapo anao no tanjonay 💪 rendez vous mp ou 0336705528

Ho antsika mpanao volo na olotsotra jereo izay mety ☺️😘ny mora hatrany 👉🏻Shampoing 5 litre Rubis mampagirana,manalefaka ...
06/02/2023

Ho antsika mpanao volo na olotsotra jereo izay mety ☺️😘ny mora hatrany
👉🏻Shampoing 5 litre Rubis mampagirana,manalefaka 30000ar
👉🏻 Shampoing colorant disaar 400ml marton,noir,grenat dispo 25000ar
👉🏻Serum petite robe tsara fofona sady tsy gras manalefaka aoka zanyy tsaraa 12000ar mp ary commande tsika

Coucou les manja mitohy hatrany promotion atsika Promotion 7000ar daholo ho an ny volo rehetra na lava na fohy ,na malam...
27/06/2021

Coucou les manja mitohy hatrany promotion atsika
Promotion 7000ar daholo ho an ny volo rehetra na lava na fohy ,na malama na olioly na atao boucle na lisse alaivo ary ny rendez vous amin mp na 0344067562,0336705528 😘 ny AHATONGA anao ho manja n'y tanjonay😊

Ny crème coiffante Long Haïr efficace dia menaka vita amin cire d abeille misy menaka karazany 8 ao anatiny ary ny secre...
19/07/2019

Ny crème coiffante Long Haïr efficace dia menaka vita amin cire d abeille misy menaka karazany 8 ao anatiny ary ny secret long haïr efficace soins et traitement ho an ny volo simba n'y fer,loko ary mitsabo azy iverina naturel ,mampalava,manatevina ,miaro ny fiongotry ny volo,mety amin volo miloko ,azo atao bain azo ahosotra isanandro 1 mois mampiasa dia efa mahita vokatra vidiny 25 ml:8000 ar,50 ml:15000 ar tsy mbola misy point de vente fa livraison ato aminay irery ihany koa ra mahaliana anao ary mp na 0344067562

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261344067562

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsara bango posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share