26/03/2025
Miarahaba antsika rehetra indray 🥰
Misy vaovao entinay ho anareo indray 🤩
Tee-shirts na robes personnalisés "Tiako Loatra Ianao Jesoa" amin'ny lokony sy habeany samihafa.
Mandefa tsy misy soratra ihany koa izahay an!!
Amin'ny vidiny mirary hatrany 😉
Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina(mp) na hiantso ny 0348158499.
Mirary tontolo andro mahafinaritra be 🥳🥰