AyLi Mdg

AyLi Mdg Vente des articles en vogue, très tendance pour femme, homme et enfants

Arabaina indray aki Van Essaeh a ❤️😘 Tena manaraka ny pejy mafatrapo ndrie Miditra mp indray 🥰 fa tsy aiko miidentifier ...
23/08/2024

Arabaina indray aki Van Essaeh a ❤️😘
Tena manaraka ny pejy mafatrapo ndrie
Miditra mp indray 🥰 fa tsy aiko miidentifier ny anjarandrie ❤️

Pas à pas 🥰🥰🥰
21/08/2024

Pas à pas 🥰🥰🥰

Coucou aki a ❤️😘 vonona vé e alefako eto Ary nahazo anle partage betsaka indrindra tamle publication antsika tam vendred...
19/08/2024

Coucou aki a ❤️😘 vonona vé e alefako eto Ary nahazo anle partage betsaka indrindra tamle publication antsika tam vendredi anh.
Dia mba mandefa numéro andefasana mvola aki a, sy ny anarana misoratra amle mvola ☺️☺️

Bisous bé daholo Dia am pub manaraka ndray de aza adino koa ny mi-invite namana i j'aime page anh,

Aleo ataotsika maazo cadeau koa ze manasa namana i-j'aime page betsaka indrindra. Alefaso capture d'écran aty am mp de maazo cadeau surprise Mbola tsara noho Ty cadeau androany Ty. 😍😍

Vendredi anh 😘

Bisous bisous 😘😘😘

Coucou 😍😍Elaela tsita aki anh 🤪 Andao amzay ki moa anao vacances anh 🤣🥰🥰 Abonneo ny page, inviteo namana i-j'aime pageOm...
17/08/2024

Coucou 😍😍
Elaela tsita aki anh 🤪
Andao amzay ki moa anao vacances anh 🤣🥰🥰
Abonneo ny page, inviteo namana i-j'aime page
Omentsika cadeau 10.000 ar ze manao partage betsaka 😍😍
Maillot ndray Ary reto e, alefako tsikelikely eo ny sary.
Ze manao achat omentsika cadeau koa anh. 😍
PAS PLUS DE 10.000 ARIARY
Bisous bisous 😘😘

Coucou 😍😍😍😍Ato alo manao JP e, manja kely daoly 😍😍😍😍Araho ny commentaires Ary oh ☺️Misy crédit zarazaraina eny atsefatse...
03/07/2024

Coucou 😍😍😍😍
Ato alo manao JP e, manja kely daoly 😍😍😍😍
Araho ny commentaires Ary oh ☺️

Misy crédit zarazaraina eny atsefatsefany eny fa aza tara anh 😘😘
Mba miteny ze mahazò anle crédit svp anh 🙏
Alefako miadana eo ny détails ☺️

Avy aloha na Dia Aka crédit fotsiny aza 🤪🤪😘😘

Manao livraison izahay
Afaka récupérer-na analamahitsy cité ihany koa nefa.
Bisous 😘😘😘

TOUT à 10.000 ariary foana 😍
14/05/2024

TOUT à 10.000 ariary foana 😍

La couleur noir dans toute sa splendeur 😍😍Tout à 10.000 ariary Sans aucun défaut 👌
14/05/2024

La couleur noir dans toute sa splendeur 😍😍
Tout à 10.000 ariary

Sans aucun défaut 👌

Coucou ❣️ Nangingina Kely izahay noho ny Antony manokana fa efa iverina indray fa aza mataotra ☺️🥰😘Noho izany dia ataona...
03/05/2024

Coucou ❣️
Nangingina Kely izahay noho ny Antony manokana fa efa iverina indray fa aza mataotra ☺️🥰😘
Noho izany dia ataonay liquidation daoly ny entana alo mialohan'ny arrivage indray 😘😘
TOUT À 10.000 ARIARY ny combi rehetra ato aminay.

NB: misy Mbola tsy azo sary fa alefako tsikelikely eo

Aza misalasala miditra mp Ary fa omeny fahafaham-po ianareo ❣️

Coucou 😍😍Mbola misy restes 05 ilay teddy sisa ho an'izay mbola tsy nahazo anh.Vaovao importé tena tsara qualité 🥰🥰Sady e...
10/04/2024

Coucou 😍😍
Mbola misy restes 05 ilay teddy sisa ho an'izay mbola tsy nahazo anh.

Vaovao importé tena tsara qualité 🥰🥰

Sady efa angatsiaka zao ny andro.

Ho ataontsika prix promotion amzay satria ela ela tsika tsy nanao prix cadeau be anh 😊 donc ataontsika :

80.000 ariary (manche en véritable cuir)
100.000 ariary (tout en véritable cuir)

Reo sisa no couleur dispo anh☺️

Manao livraison sy mandefa any amin'ny faritra.

Avy machiaka e 🔥🔥🔥Coucou 😍😍Efa ela nareo niandry anty arrivage Ty, tena hoe tsara anie e 😍😍Combi-short sy combi-pantalon...
30/03/2024

Avy machiaka e 🔥🔥🔥

Coucou 😍😍
Efa ela nareo niandry anty arrivage Ty, tena hoe tsara anie e 😍😍

Combi-short sy combi-pantalon mamy kely ❤️
Tena am'ilay hitiavanareo azy foana 😍 Sady niverina nafana indray ny andro anh.

Détails sy prix efa eo @ sary tsirairay anh.
Ataotsika pas plus de 30.000 ariary nefa tsara bé daholo 👌👌

Manao livraison
Mandefa @ faritra 😘

Contact : 0343011274

Arrivage vao zao indray ity 😍😍Teddy mamy kely Mety foana na vavy na lahy tsy mifidy Cuir ny tanany dia mivoitra daholo l...
21/03/2024

Arrivage vao zao indray ity 😍😍
Teddy mamy kely
Mety foana na vavy na lahy tsy mifidy
Cuir ny tanany dia mivoitra daholo le soratra. ❤️
Reo ihany ny couleur dispo anh : Bleu et blanc, noir et blanc dia beige et bleu marine
Mp aingana fa tsy be dia be anh 😘

Coucou les filles Arrivage Robe ndray anh.@ prix morabe foanaAlefako tsikelikely par publication eto ilay izy.Pas plus d...
11/03/2024

Coucou les filles
Arrivage Robe ndray anh.
@ prix morabe foana
Alefako tsikelikely par publication eto ilay izy.
Pas plus de 15.000 Ariary nefa tena tsara kely daholo.

Manao livraison izahay de EFA mandefa am faritra ihany koa anomezana fahafaham-po antsika any am province.

Bon shopping

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261343011274

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AyLi Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AyLi Mdg:

Share