29/04/2026
Mbola dispo izy ty ah☺️
🤔Raha mpanao vente en ligne ianao , dia mino za fa hainao hoe ny "packaging" dia anisany mi- compte ko noho ny entana amidinao satria misy client, iny no tena mahasarika azy volohany ary mety mahatonga hijanona ho client anao foana 😍,breff..
Fa zany eo ihany,fa ty lay sachet colis à motif noeuds 🎀
Style girly raha articles féminines no hamidinao dia tena mety be aminao✨🤗
✅Mafy be mihintsy ty modèle ray ty,effet matte fa tsy brillant otran'ilay sachet colis uni-couleur (Qualité au top)
✅Matevina tsara tsy ho possible ny ho lena na haloto mintsy ny entana ao anatiny fa tena hoe "safe" tsara ny colis anao
✅Ho an'ilay tia manao an'ilay trend "Unboxing" sur Tiktok ,mety tsara 😍
✅ Raha Akanjo ny hamidinao dia tafiditra ao tsara peu importe la taille
🔴500 Ar prix unitaire, minimum de commande 20 sachets 😍
📩Raha tianao dia alefaso " JP" ao amin'ny commentaire na message privé ary
‼️STOCK TRÈS LIMITÉ ‼️
📷Photo réel by Pack Pack